Haroso ny lalao manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (Pureplay football league 2024). Ekipa efatra no hiady lohany amin’izany. Nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny Club de football Elite de Madagascar (CFEM) fa tsy maintsy haroso ny fanatanterahana ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “Pureplay football league (PFL […]
Fanatajahantena
Trail – Trophée de l’Ocean Indien : azon’i Mamy ny medaly volamena
Nihofahofa tatsy La Réunion indray ny sainam-pirenena malagasy ny sabotsy lasa teo. Lasan’Andrianirina Hobilalaina Rivosoa, fantatry ny rehetra amin’ny solonanarana hoe : Mamy, ny medaly volamena teo amin’ny fifaninanana hazakazaka anaty natiora na ny Trail – Trophée de l’Ocean Indien, andiany voalohany. Fihaonana, nokarakarain’ny Association Culturelle et Sportive de l’Ocean Indien. […]
Barea de Madagascar : mpilalao 24 no any Afrika Atsimo
Afaka roa andro sisa, hiaka-tsehatra ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026”, izay hatao any Etazonia sy Meksika. Ny ekipa nasionalin’i Comores no hihaona amin’ny Barea de Madagascar, lalaon’ny andro fahatelo ho an’ny vondrona “I”, hatao ny 7 jona, ao Johannesburg. Araka ny vaovao voaray, omaly, […]
Tsipy kanetibe : tompondakan’Analamanga ny ABMI sy Besady Plus
Mbola noporofoin’i Havana sy i Baloti (ABMI) indray ny maha andrarezina azy ireo, eo amin’ny tsipy kanetibe. Norombahin-dry zalahy ny ho tompondakan’ny ligin’Analamnaga. Ny Besady Plus kosa no teo amin’ny vehivavy Notanterahina ny sabotsy sy ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Para Ivato, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, […]
SOMBIM-BAOVAO
Efa nanomboka ny faran’ny herinandro teo, tany Toamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Basikety, « N1A Zone Est ». Mitarika eo amin’ny laharana voalohany ny ekipan’ny zandary, GNBC Analamanga, ho an’ny vehivavy. Raha ny COSPN Analamanga kosa ny an’ny lehilahy. Nigadona omaly, any Johannesburg, i Loic Lapoussin, Malagasy mpilalao mandrafitra […]





