Hotanterahina rahampitso ny andro fahefatra, fifanintsanana isam-bondrona, fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra «Ligue des Champions 2024». Anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ ny Paris Saint Germain (PSG), klioba Frantsay, sy ny AC Milan, ekipa Italianina, ao amin’ny sokajy «F». Hotontosaina ao amin’ny kianjan’ny San Siro, Italie, […]
Fanatajahantena
Fivoriamben’ny FIM Afrika: Afa-po tamin’ny fandraisana ny vahiny
Nifarana omaly, tany Nosy Be, ny fivoriambe ara-potoanan’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny Motocyclisme (FIM) Afrika. Afa-po tanteraka tamin’ny fikarakarana sy ny fandraisana nataon’ny Federasiona malagasin’ny Motocyclisme (FMaM) ireo vahiny. Raha ny vaovao voaray, miisa 20 ireo firenena tonga nanatrika ny fivoriana tany an-toerana. Anisan’izany, i Madagasikara, mpampiantrano, i Afrika Atsimo, Zimbabwé, Côte […]
“World Jiu-Jitsu Championship” : tesy teo amin’ny ampahefa- dalana i Nofy
Andro voalohany ho an’ny ekipa malagasy, ao anatin’ny fifaninanana “World Jiu-Jitsu Championship”, tontosaina any Abu Dhabi, ny sabotsy lasa teo. Ny andriambavilanitra, i Nofy, no nisantatra izany, teo amin’ny sokajy Jeunes, vehivavy, tepana maitso. Niady mafy i Nofy saingy nihintsana tamin’ny ady voalohany natrehany, teo amin’ny dingana ampahefa-dalana. Niondrika nanoloana […]
Atletisma – «Mondial en salle»: handefa solontena 1 ny federasiona
Hotanterahina any Glasgow Angleterre, ny 1 ka hatramin’ny 3 marsa 2024, ny andiany faha-19 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny atletisma anaty efitrano «Indoor championship». Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Federasiona malagasin’ny atletisma, ny faran’ny herinandro teo, handefa solontena amin’izany i Madagasikara. Iray amin’i Sidonie Fiadanantsoa sy i Claudine […]
Volley-ball-“Coupe de Mada U23” : nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB
Nikatona tanteraka, ny sabotsy lasa teo, tao Mahajanga, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 23 taona, taranja Volley-ball, taom-pikatrohana 2023. Nanao pao-droa ny ekipan’ny GNVB Analamanga. Norombahin’ny ekipan’ny Zandarimariam-pirenena avokoa ny amboara, na ny teo amin’ny sokajy lehilahy izany, na ny sokajy vehivavy, nandritra ity fiadiana ny amboaran’i […]





