Manohy ny lalany i Mirija sy i Tefy, eo amin’ny fiadiana ny “ITF World tour Junior”, taranja tenisy. Tafita amin’ny dingana manasa-dalana eo amin’ny olon-tokana lehilahy, izy rehefa nandresy ilay Indianina, tamin’ny seta 2 no ho 0. Nitohy omaly talata, teny amin’ny kianja COT Ilafy, ny fifaninanana hiadiana ny “ITF […]
Fanatajahantena
Lalao Olympika 2024: ho any Tunisie ny Makis 7 Ladies
Hotanterahina any Tunisie, ny 14 sy 15 oktobra ho avy izao, ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hanaovana ny lalao Olympika 2024, izay hatao any Paris. Araka ny vaovao nampitain’ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalama Marcel, ny alahady 1 oktobra lasa teo. Hanainga ny 11 oktobra izao ny vehivavy Makis, miisa 15, […]
Rabibisoa Jerry Pepin : milalao ao amin’ny klioba BCM ao Frantsa
Ny alahady alina teo no nanainga teto an-tanindrazana hihazo an’i Frantsa, Rabibisoa Jerry Pepin, Malagasy mpilalao basikety, klioban’ny Cospn. Efa nigadona ao Frantsa izy ary efa tongasoa ao amin’ny klioban’ny BCM, ao Gravelines. Tsiahivina fa ny volana aogositra lasa teo no efa fantatra fa nahazo fifanarahana tamin’ity klioba goavana ity […]
Tsipy kanetibe – Amboaran’i Madagasikara : nanao pao-droa ny C2BA Vakinankaratra
Niavaka ny zava-bitan’ny ekipa C2BA Vakinankaratra nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe. Lasany avokoa ny fandresena teo amin’ny “senior” lahy sy vavy. Tontosa soa aman-tsara, teny amin’ny kianja PAC Ampitatafika, ny zoma 29 septambra ka hatramin’ny alahady 1 oktobra lasa teo, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, tsipy […]
Raheriharijaona Regina Clarisse: sarotra ny fahazoana ny Palais de sport Mahamasina
Nisy fahatarana ny fanatanterahana ny fifaninanana nasionaly, noho ny fikarakarana ny lalaon’ny Nosy farany teo. Hotanterahina any Antsiranana ny 13 oktobra ho avy izao izany. “Sarotra ny fahazoana ny Palais de sport etsy Mahamasina satria efa samy mangataka izany avokoa ny rehetra mikasa ny hampiasa, enim-bolana mialoha”, hoy ny filohan’ny […]





