Araka ny vaovao navoakan’i Azzouz Aib, tale jeneralin’ny Afrika Rugby, omaly, tao anatin’ny tambajotran-tseraseran’ny Malagasy Rugby. Hanao andrana ao amin’ny klioban’ny Joue-lès- Tours France, Razafy Loula, Malagasy vehivavy mpilalao Rugby. Araka ny fanazavana azo tamin’ny tale teknika nasionalin’ny Malagasy Rugby, haharitra telo volana eo ity andrana ity ary aorian’io no […]
Fanatajahantena
“Road to BAL” : vonona ho any amin’ny “Elites 16” ny Cospn
Hanomboka rahampitso 6 oktobra, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny dingana voalohany, amin’ny fifanintsanan’ny “Road to BAL”, 2023, taranja basikety. Efa vonona tanteraka ny ekipan’ny Cospn. Efa ela no nanomanana ity fifaninanana hatao eto Madagasikara ity, ny ekipa malagasy, ny Cospn (Club Omnisport de la Police Nationale), araka ny nambaran’ny […]
« Cosafa women’s Cup » : resin’i Eswatini i Madagasikara
Ratsy fanombohana ny vehivavy Barea de Madagascar teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika “cosafa cup”. Resin’i Eswatini, tamin’ny isa 2 no ho 1, ny tovovavy malagasy. Fihaonana notanterahina omaly, tatsy Afrika Atsimo ho an’ny vondrona “A”. Nanokatra ny isa voalohany anefa ny […]
Kitra – “Fenêtre FIFA” : tsy voaantso Barea i Berajo sy i Tendry, naverina i Metanire
Afaka efatra andro, hisokatra ny lalao ara-pirahalahiana anatin’ny “fenêtre FIFA”. Raha ho an’ny Barea de Madagascar, manomboka ny 9-17 oktobra izany, any Marôc. Nivoaka tao anatin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, ny lisitr’ireo mpilalao 22 voaantso Barea de Madagascar. Miisa 11 ireo milalao eto an-toerana ary 11 ireo […]
Kitra – D2 Nasionaly : hanomboka anio ny “Poule des As”
Hotanterahina manomboka anio, ao amin’ny kianjan’i Barikadimy Toamasina, ny andro voalohany amin’ny fifaninanana « Poule des As » D2 Nasionaly, taranja baolina kitra. Lalao roa no handeha any an-toerana. Hifanandrina voalohany amin’izany ny FC Inate Vakinankaratra sy ny KFCA Diana. Ny fihaonan’ny FC JM Androy sy ny 3FB Alaotra Mangoro ny faharoa. […]





