Araka ny toromarika nomen’ny filoha Rajoelina Andry, nakarina ho 60 % ny vola na “Prize money” homena ny mpilalaon’ny Barea sy ny Staff. Tapaka izany taorian’ny fivoriana niarahan’ny rehetra, omaly. Lelabola 300 000 dolara na 1 320 000 000 Ar eo ho eo, izay 60 % an’ilay 500 000 dolara na 2 200 000 000 Ar no tambin-karama hatolotra […]
Fanatajahantena
SESAM 2023 : tsara noho ny andiany farany
Fahombiazana ny azon’ny mpikarakaran’ny hetsika Sesam (Sports extrêmes et Salon des arts martiaux), andiany faha-3, notontosaina tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny faran’ny herinandro. Afa-po avokoa ny mpandray anjara rehetra ary afaka nahalala zavatra maro ireo mpitsidika. Dojo miisa 12 avy amin’ny taranja maro samihafa ny nampiranty sy nampahafantatra ny […]
Kitra – Atsimondrano Champions League (ACL 2023) : mpilalao 2300 niatrika ny fotoam-panokafana
Notanterahina, teny amin’ny kianja Ambohimamory Itaosy, ny alahady lasa teo, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny andiany faharoa amin’ny Atsimondrano Champions League (ACL 2023), taranja baolina kitra. Nakotroka ny hetsika, nahatratra 2300 ireo mpilalao niatrika ny fotoam-panokafana. Tsiahivina fa hiady izay ho lohany amin’ity ireo ekipa 78, avy amin’ny kaominina 26 mandrafitra an’Atsimondrano. Nanome […]
Ligue des Champions : hanalavela amin’ny Real ny City
Hotanterahina anio, ny lalao manasa-dalana mandroso amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa « ligue des Champions ». Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny Real Madrid, espaniola sy ny Manchester City, Anglisy. Fihaonana hotontosaina ao amin’ny kianjan’ny Santiago Bernabeu. Hanala vela ny anglisy, ny Real Madrid no nanapaka ny nofin’izy ireo teo amin’ny […]
Prize money Chan 2022 : 250 000 dolara, nomena ny Barea
Taorian’ilay fitakiana nataon’ireo mpilalao Barea chan sy ny staff, mahakasika ny tambin-karaman’izy ireo, dia nakarin’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) ho 50% ny vola homena azy ireo , noho ny zava-bitany nandritra ny Chan Algerie 2022. Lelavola 250 000 dolara na 1 100 000 000 Ar, izay antsasak’ilay 500 000 dolara na 2 200 000 000 […]





