Notanterahina ny asabotsy sy ny omaly alahady teo ny andro fahenina ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League” (OPL), taona 2023, ho an’ireo kaonferansy avaratra sy atsimo. Anisan’ny lalao tena nanamarika ny andro fahenina ny fihaonan’ny Uscafoot Analamanga sy ny Fosa Junior FC Boeny ho an’ny vondrona avaratra, lavo tamin’ny isa tery […]
Fanatajahantena
Rugby – « Super coupe Mada »: rava tsy lera ny lalaon’ny Cosfa sy ny FTM
Noravan’ny mpitsara tsy lera ny fihaonan’ny Cosfa sy ny FTM Manjakaray, tamin’ny lalao famaranana ny “Super coupe Mada”, taona 2023. Lalao fihantsiana nahafeno mpijery marobe, natao teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, omaly 19 febroary 2023. Tapitra teo amin’ny minitra faha-13, fizaram-potoana faharoa, ny fihaonan’ny Cosfa miaramila sy ny FTM Manjakaray. […]
OPL : hihaona amin’ny Fosa Junior ny Uscafoot
Hotanterahana anio sy rahampitso ny andro fahenina ho an’ny fifaninanam-pirenena Orange Pro League (OPL), taona 2023, taranja baolina kitra. Anisan’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonan’ny Uscafoot Analamanga sy ny Fosa Junior FC Boeny. Lalao izay hotanterahina eny amin’ny kianja Alarobia, ny alahady ho avy izao. Lalao azo heverina ho […]
Alzeria – Mouloudia Alger; efa nanao fanazaran-tena Rakool
Vita tsara ny fitiliam-pahasalamana na “visite médicale” an-dRazafindranaivo Koloina na Rakool, malagasy mpilalao baolina kitra, ao amin’ny kioba Mouloudia Alger FC (MAFC) Alzeria, ny alarobia lasa teo. Taorian’izany dia nisy ny fanazaran-tena voalohany nataon’i Rakool niaraka tamin’ireo mpilalaon’ ny MAFC, ny alakamisy lasa teo. Faly tokoa i Rakool, ary nilaza […]
Rugby – «Super Coupe Mada» : hafana ny fihaonan’ ny Cosfa sy ny FTM
Hotanterahana rahampitso ny lalao fihantsiana eo amin’ny FTM Manjakaray sy ny Cosfa miaramila. Fihaonana izay tafiditra amin’ny lalao “Super coupe Mada”, taranja Rugby, izay atao eny amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka. Anisan’ ireo fihaonana efa nandrasan’ny olona rehetra izy ity. Manana endrika toy ny lalao famaranana kely izy ity, tsy mbola […]




