Notanterahina ny alahady teo ny fankalazana manetriketrika ny sorona Masina fametrahana an’i Papa Léon XIV amin’ny toerany. Natao tao amin’ny Kianjan’i Md Piera izany. Niatrika izany ireo filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta avy amin’ny firenena maro. Nisy ny hafatra nampitainy tamin’izany. “Mbola maro ny fifandirana, ny ratra vokatry ny fankahalana, herisetra, […]
Fiaraha-monina
Teknolojia: tonga eto amintsika ny AI4Good Festival
Handray anjara amin’ilay fifaninanana irasaim-pirenena IA4GOOD Festival i Madagasikara. Fifaninanana ampiasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA) natokana ho an’ny tanora 12 ka hatramin’ny 25 taona. Hifantoka amin’ny famoronana horonan-tsary fohy 1-2 minitra amin’ny alalan’ny fampiasana ny IA ny lalao. Hivoitra ao anatin’izany ny tetikasam-panabeazana, ny ankizy sy ny tanora ao anatin’ny […]
Faritra Fitovinany: nojerena ifotony ny fiahiana sosialy
Tontosa ny fidinana ifotony nijerena ireo sehatra fiahiana ara-tsosialy tanterahin’ny ONG Tanintsika tao amin’ny kaominina Ambila. Nanatanteraka izany ireo tomponandraiki-panjakana ao anatin’ny faritra Fitovinany, niaraka tamin’ireo tomponandraikitra avy amin’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam), notarihin’ny solontenany voalohany eto Madagasikara, i Tania Goossens. Tetikasa miisa roa no notsidihina tamin’izany: […]
Lehiben’ny ivontoeram-pikarohana: nanomana ny fihaonana an-tampon’ny Sadc
Nihaona sy nifanakalo hevitra ireo tale sy lehiben’ny sampandraharahan’ireo ivontoeram-pikarohana sivy eo ambany fiahian’ny minisiteran’ ny Fampianarana Ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nitarika izany ny tale jeneralin’ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Ranarijaona Hery Lisy Tiana. Natao hanatanterahana ny vinam-pampandrosoan’ny Filoham-pirenena sy ny toromarika avy amin’ny minisitera ny fivoriana. Mikendry ny hanomanana […]
Fiaraha-miasa Madagasikara-Chine: havaozina ny toeram-pitsaboana ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo
Voakasiky ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Chine ho an’ny fampianarana ambony ny fikarakarana ny fahasalaman’ny mpiasa sy ny mpianatra eny amin’ny oniversite. Hasiam-panavaozana ny ivontoerana hisahana izany, eny Ankatso. Tafiditra amin’ny fanohizana ny fifanakalozana eo amin’ny Repoblika populaire Chine sy i Madagasikara ny fitsidihana ny toeram-pitsaboana natokana ho […]