Fiaraha-monina

Aretina alzheimer : Ilaina ny fanaovana fitiliana ireo hambana

Manatanteraka fitiliana mai­maimpoana ny aretina alzheimer ny fikambanana Masoandro Mody eny Maha­zoarivo, ny sabotsy 20 septambra. Tsy natao ho an’ny zokiolona irery fa ho an’ny rehetra maniry hisoroka ny tranga mandrisika ny fitiliana. Misy ny fitiliana ny fitadidiana, tosidra, diabeta, IMC… Hahazo torolalana amin’ny dingana tokony atao raha sendra misy […]

Fidiran’ny mpianatra : Mila ampitomboina ny fahamailoana

Ao anatin’ny fiverenan’ny mpianatra an-tsekoly isika izao. Fotoana maha betsaka ny fivezivezena indrindra ny ankizy sy tanora. Mila mampitombo fahamailoana eny an-dalana ary manome torohevitra amin’ny aro lozan’ny fifamovoizana ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety. Ireo ray aman-dreny fa indrindra ireo mpanampy manatitra sy mpaka mpianatra dia tokony hitantana ny […]

Taom-pianarana vaovao : Efa niditra an-tsekoly ny 90% ny mpianatra

Nosantarina ny fiandohan’ny herinandro teo ny taom-pianarana 2025-2026, haharitra hatramin’ny 24 novambra ny roa volana voalohany. Hiroso amin’ny fiatoana kely izany ny 25 novambra ka hatramin’ny 2 desambra ho avy izao. Raha ny EPP eto Antananarivo, 90% ny tahan’ny fidirana any an-tsekoly, ho an’ireo mpianatra tokony ho any an-dakilasy. Samy […]

Famarinana olona: Miofana ireo misahana ny habakabaka

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly tamin’ny 09 ora, tao amin’ny fitaleavana misahana ny fikarohana sy ny fampiofanana mitohy eo anivon’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka (DRFC) Antanimora, ny fiofanana hiadiana amin’ny famarinana olona sy fanararaotana ara-nofo amin’ny ankizy. Nisitraka izany ireo mpiasan’ny Sampandraharaha misahana ny habakabaka sy ny sisintany izay miisa 20. Lehilahy […]

INDRAY MIJERY

Handrafitra ny mety ho toetry ny andro amin’ity fiandohana sy ny faran’ny herinandro ity ny tsiokan’ny alizay malefaka. Hahazo vahana kosa izany amin’ny fisasahan’ny herinandro. Manodidina ny 5-24 °C ny maripana ny maraina ary eo anelanelan’ny 18-37 °C ny tolakandro. Mila mitandrina amin’ny fiovaovan’ny maripana. Mangatsiaka ny maraina sy ny […]