Fiaraha-monina

Fiarovana ny harena voajanahary: hitohy amin’ny dingana fahatelo ny fandaharanasa Page

Hitohy ny fandaharanasa fiarovana sy fitrandrahana ny harena voajanahary amin’ny faritra roa: Boeny sy Diana, miaraka amin’ny fiaraha-miasa alemaina (GIZ) ka homen-danja ny vondron’olona ifotony. Nifarana ny fandaharanasa fiarovana sy fitrandrahana maharitra ny harena voajanahary eto Ma­da­gasikara (Page 2) sahanin’ny GIZ Madagascar rehefa nisehatra nandritra ny efatra taona ho an’ny […]

INDRAY MIJERY

Nijery ny asa fitsaboana tanterahin’ny dokotera ao amin’ilay sambo hopitaly Mercy Chips ao Toamasina, ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, niaraka tamin’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny faran’ny herinandro teo. Iraka fahefatra ity tanterahina eto Madagasikara ity. Olona 6 400 no horaisina an-tanana ny fandidiana azy. Mamely ny gripa na amin’ny ankizy na […]

Silamo – Aïd al-Adha : tsy nanadino ny nivavaka ho an’ny firenena

Nankalaza ny fetin’ny Aïd al-Adha ny mpino silamo rehetra, afakomaly. Nomarihina tamin’ny fiaraha-mivavaka te­tsy amin’ny moske 67 ha izany. Zava-dehibe izy io satria fahatsiarovana ny na­naovan’i Abrahama sorona ny zanany lahy tokana, i Ismaelà. “Rehefa tsapan’ny Tompo ny fahavononan’io mpaminany lehibe io dia nosoloiny ondry izany”, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny […]

Yali RLC : tanora 13 lasa any Afrika Atsimo

Andiany faha-24 ny programan’ny fandaharanasa Yali Regional Leadership Center (RLC). Tanora malagasy 13 mianadahy no voafantina hisitraka izany izay atao any Afrika. Nahavita fiofanana ampitain-davitra nandritra ny roa herinandro izy ireo, ary vao tonga any Afrika Atsimo, hanaraka fiofanana mandritra ny 3 herinandro indray. Rehefa tafaverina eto Madagasikara ireo tanora […]

ONG Stem for good : mangataka ny handraisana ny «robotique» ho fanatanjahantena

Hiompana amin’ny fanodinana maharitra ny vokatra ho lasa sakafo ny lohahevitry ny fifaninanana “First Global Challenge 2024” any Athènes. Hitondran’ny tanora mpifaninana vahaolana mifototra amin’ny robotique ny hampitomboana ny vokatra sy hitsinjarana ara-drariny izany, ary tokony ho ao anatin’ny fanajana ny tontolo iainana. Mangataka ny governemanta malagasy ny ONG Stem […]