Fiaraha-monina

Sendika Triade : « Marary ny mpiasan’ny fahasalamana »

Nampahafantatra ny fijoroany sy ny fitakiany ny Sen­dika ivondronan’ireo dokotera sy ny Paramed, mpiasa sy mpandraharaha eo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamana (Triade). Mitarika izany ny Dr Ravelojoeliandriambeloaritafika. « Marary ary very hasina tanteraka ny mpiasan’ny fahasalamana », hoy izy ireo, tetsy Antaninarenina, ny sabotsy teo. Nambaran’izy ireo ho antony nijoron’ny sendika izany mba […]

Tetikasa “Haratonaina” : Fandaharanasa maro hanohanana ny marefo

Miompana amina karazana fandaharanasa maro ny tetikasa “Haratonaina”, izay fomba isintonana ny ankohonana marefo avy ao anaty fahantrana lalina. Ho an’ireo fandaharanasa fiahiana ny mpiara-belona an-tanàn-dehibe manokana, nisy ireo fiofanana marolafy, toy ny fanamboarana mofomamy, fikojakojana ny endrika amam-bika, zaitra, rafitra…. Tanterahina eny anivon’ny Sehatra Mahasoa kosa ny fizarana sy […]

Ady amin’ny fampiasana ankizy-2025-2040 : Novolavolaina ny drafitrasa nasionaly faharoa

Mbola ady ifarimbonan’ny sehatra maro ny fampiasana ankizy eto Madagasikara. Namarana ny fakan-kevitra mahakasika izany ny tany Atsimo, ahafahana mamolavola drafitrasa nasionaly faharoa. Natao tao taolagnaro ny atrikasa fakan-kevitra, ho an’ny faritra Atsimo, momba ny fandrafetana ny drafitrasa nasionaly iadiana amin’ny fampiasana ankizy ho an’ny taona 2025-2040 (PNA LTE II […]

INDRAY MIJERY

Ny fanadiovana sy famerenana amin’ny laoniny ny lakandrano C3 no vaindohan-draharahan’ny tetikasa Produir. Zava-dehibe amin’ny fisorohana ny tondradrano sy amin’ny lafiny ara-pahasalamana izany. Fotaka 55 839 m3 no nosokirina tamin’ny lakandrano mba hahafahan’ny rano mikoriana tsara. Taorian’ny fahamaizana nitranga tetsy Ano­sibe Mandrangobato I, tonga nitondra tosika vonjy taitra ho an’ireo […]

Andro afrikanina ho an’ny fitsaboana nentim-paharazana : Zavamaniry 15 000 karazana azo hitsaboana

Ho fanamarihana ny Andro afrikanina ho an’ny fitsaboana nentim-paharazana, omaly, nisy ny fivoriana niarahan’ny mpitsabo amin’ny alalan’izany sy ny mpamokatra fanafody avy amin’ny zavamaniry efa nahazoana ny Autorisation de mise sur le marché (AMM), teny Anosy. “Ny 90% ny mpitsabo nentim-pahazarana dia mampiasa zavamaniry avokoa ankoatra ny mampiasa otra sy ireo […]