Fiaraha-monina

Taorian’ny korontana : Niverina amin’ny fiainana andavanandro ny rehetra

Vao maraina, nitohana ny fifamoivoizana teto an-dRenivohitra fa namonjy ny asa aman-draharaha ny mponina, toy izany koa ny mpianatra. Nisokatra avokoa ny toeram-pivarotana samihafa teny afovoan-tanàna sy ny manodidina. Niverina amin’ny fiainana andavanandro indray ny vahoaka taorian’ny toromariky ny filoham-panjakana fa tokony hiasa sy hia­natra amin’izay ny rehetra. Ho an’ny […]

INDRAY MIJERY

Mikarakara fakan-kevitra ny ofisim-pirenena momba ny asa sy ny fanofanana arakasa mahakasika ny karazan’asa mahaliana ny tanora. Misy, araka izany, ny fanontaniana ilam-baliny hahafahan’ny tanora rehetra mandray anjara araka ny salan-taona avy hilazana ny nofinofiny amin’ny sehatry ny asa. Nilaza ny CHUGob fa ireo marary mila fitsaboana tena maika ihany […]

Mpanazava sy Tily : Nisokatra ny taom- panabeazana

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra, ny fanokafana  tamin’ny fomba ofisialy ny taom-panabeazana vaovao 2025 – 2026 ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara (MTEM). Taom-panabeazana feno fanamby kokoa ho an’ny fikambanana noho ny zava-misy iainan’ny firenena malagasy ankehitriny. Lanonana ara-pomba skoto natrehin’ireo mpanabe mandrafitra ny ekipa […]

Sendikàn’ny mpanara-maso ny asa : Mila averina ny politikan’ny fampananana asa

Amin’izao fotoana izao, misy ny fampandehanan-draharaha eny amin’ny inspection du travail. Mandalo eny avokoa ny fanomezan-dalana momba ny firosoana amin’ny “chômage teknika”, araka ny lalàna. Betsaka ireo mpanara-maso ny asa mandamina manoloana ny fahaverezana asa vokatry ny fandrombana. Mitady vahaolana miaraka amin’ny mpampiasa simba fihariana koa izy ireo. Miaro ny […]