Mitohy amin’ny lafiny maro ny fiaraha-miasa eo amin’ny masoivohon’i Frantsa sy ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka (MSP). Notoloran’ny Frantsay fitaovana ahafahana mitandro ny filaminana ny polisim-pirenena. Natolotry ny Direction de la coopération de sécurité et de Défense (DCSD) eo anivon’ny masoivohon’i Frantsa ho an’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ireo masolavitra miisa efatra mahita amin’ny […]
Fiaraha-monina
INDRAY MIJERY
Nanao tatitra ny BNGRC fa efa miha midina ny tahan’ny olona mitondra ny valanaretina tazomoka any amin’ireo fokontany sasany ao Ikongo. Anisan’izany ny fokontany Tsaratanteraka, 8 km miala ny renivohitry ny kaominina. Olona 2 sisa no voatery tsy maintsy naiditra hopitaly ka ny iray nararin’ny tazomoka ary ny iray noho […]
PDC sy ny BNGRC : Nivoaka ny voka-pikarohana
Nandritra ny herintaona ny fikarohana nataon’ny Pacific Disaster Center-PDC Global sy ny BNGRC mahakasika ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny loza sy ny tandindon-doza eto Madagasikara. Napahafantarina ny talata teo ny vokatr’izany fikarohana izany. “Amin’ny alalan’ny fanombanana ifotony no hiaraha-miasa hametrahana fomba fiasa mifototra amin’ny fisorohana mba hanatsarana ny fiomanana amin’ny […]
Analamanga Andrefana: Mpanazava Voronkely 300 isa nilasy
Natao ny 11 hatramin’ny 13 jolay teo ny lasy « Am-pitia » an’ny sampana Mpanazava Voronkely, teny amin’ny Kolejy teôlojika Ivato. Maherin’ny 300 isa izy ireo, 6 ka hatramin’ny 12 taona. Narahan’ny mpanabe « cheftaines » miisa 50 sy filoha ao amin’ny faritany Analamanga Andrefana miisa 30, nanamarihana ny faha-60 taona ny Voronkely sy […]
Rainjaza-Dadanaivo: Fianakaviana 150 isan-taona miantso azy hamora zaza
Raha efa mahazo vahana ny fora zaza mampiasa fomba vahiny, tsy vitsy koa ny fianakaviana miantso an’i Dadanaivo, rainjaza, izay mbola manao izany amin’ny fomba nentim-paharazana nefa koa mampiasa fitaovana maoderina. 35 taona nanaovana fora zaza amin’ny fomba nentim-paharazana i Dadanaivo. Monina ao amin’ny fokontany Ambohijatovo, kaominina ambanivohitra Fenoarivo (distrika […]





