Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Ny tsiokan’ny varatraza malefaka no handrafitra ny toetry ny andro, ny telo andro voalohany. Hahazo vahana izany manomboka any amin’ny fisasahan’ny herinandro. Ny fandalovan’ny rindrin-drahona any atsimon’ny Nosy kosa no hanamarika ny toetry ny andro any amin’ny faran’ny fe-potoana. Ho maina ny andro amin’ny ankapobeny manerana ny Nosy mandritra ity […]

Distrikan’Ikongo : Notetezina avokoa ny kaominina saro-dalana

Kaominina Ambatofotsy, Belemoka, Maromiandra ary Ambinanitromby. Ireo indray no notetezina nanaovana fa­nentanana amin’ny ady amin’ ny tazomoka tao amin’ny distrikan’Ikongo, ny herinandro teo. Nanaovana ny hetsika ara-pahasalamana sy ara-tsosialy ihany koa. Tokantrano miisa 300 ma­hery no nomena fehezan-ka­rona misy sakafo tohan’aina tamin’ireo kaominina. Niza­raina CVO ireo marefo ara-pahasalamana hampiakatra ny […]

Youth Connekt 2025 : Efa miomana amin’ny fandraisana ny MJS

Nifarana ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny Gymnase Soa­feno Antsiranana, ny hetsika fitetezam-paritra momba ny “Youth Connekt 2025”. Efa miomana sahady amin’ny fandraisana ny fihaonambe ny tanora aty Afrika, “Youth Connekt Summit Africa”, ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatan­ja­hantena (MJS), izay tarihan’i Moustapha Marson Abdulah. Marihina fa miara-misalaha amin’ny fikarakarana […]

Filazana ho manana laza adina mialoha: Olona 4 voasambotra, naiditra vonjimaika am-ponja ny 3

Maro ny tsaho mandeha eny amin’ny tambajotra sy ny vaovao miely momba ny olona voasambotra fa nanaparitaka mialoha ny laza adina bakalorea. Nitondra fanazavana mahakasika izay ny tale jeneralin’ny Fampianarana ambony, Docteur Behaja Alan Basile, omaly, teny Fiadanana. Manamafy ny minisite­ran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa fa tsy misy […]

Ambohimanambola : Notapahina ny herinaratra, tetikasa «jiro mora »

Notapahina ny herinaratra amin’ireo tariby mitondra herinaratra mankany amina tokantrano maromaro ao amin’ny kaominina Ambohima­nam­bo­la, izay nisitraka ny tetikasa « jiro mora », tetikasan’ny Filo­han’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nohamafisin’ireo mpiasan’ny Jirama tonga teny an-toerana fa hoe tsy manara-dalàna ity tetikasa ity, araka ny fanazavan’ireo mponina ka antony nanapahana ny famatsiana herinaratra nozaraina […]