Nanao fanambarana ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (Seces), sampana Antananarivo, fa mitsipaka ny fampiatoana ny fanohanana ny voka-pikarohana thèse de doctorat sy HDR efa nahazo fankatoavana tamin’ ny commission na ireo efa nametraka petadrindrina na tsia. Ny antom-pisian’ny toeram-pampianarana ambony no miato raha mihatra izany, hoy ny fanazavana. Mahatratra 150 ny […]
Fiaraha-monina
Fanadihadiana MICS 7 : Miofana ao Toamasina ny mpanao gazety
Hanomboka amin’ity volana ity ary hitohy hatramin’ny volana avrily 2025, ny fanadihadiana momba ny toe-piainan’ ny ankizy sy ny vehivavy andiany fahafito MICS 7, tanterahin’ny Ivontoerana misahana ny antontanisa eto Madagasikara (Instat). Atao isaky ny dimy taona ny fanadihadiana ho an’ny tokantrano notsongaina mahatratra 21 000 eny anivon’ny faritra 23, araka […]
PDS an’Antananarivo : « Mandroso ny asa eto amin’ny CUA»
« Mandroso tsara ny asa eo anivon’ny tanàn’Antananarivo amin’izao fotoana izao, misy ihany koa ny fiaraha-miasa amin’ ny fanjakana », hoy ny PDS an’Antananarivo renivohitra, Alexandre Georget, nandritra ny fandatsaham-bato nataony tetsy anivon’ny EPP Ambohitsoa omaly. Porofon’izany, ny tsy fahitana firy ny fako mivangongona eny rehetra eny. Eo koa ny fanasana rano […]
Ho lasa rivodoza mahery vaika i Chido : Tany amin’ny 940 km atsinanan’ Antsiranana I izy omaly hariva
Manambana mivantana ny tapany avaratry ny Nosy ity rivodoza Chido ity rahampitso amin’ny tanjaka cyclone tropical. Hahatratra 8 metatra ny haavon’ny onja. Omaly tamin’ny 3 ora tolakandro, tany amin’ ny 940 km atsinanana somary avaratra atsinanan’i Antsiranana I no nisy ny foiben’ iilay rivodoza Chido. Niakatra ho 155 km isan’ora […]
Sekolin’ny Etamazaoro ; Nivoaka ny andiany faha-30
Notanterahina ny zoma 6 desambra 2024, tao amin’ny Cercle mess Soanierana, ny famoahana ireo mpianatra andiany faha-30 eo anivon’ny Sekolin’ny Etamazaoro. 13 mirahalahy ireo andiany indray navoaka, rehefa avy niatrika fiofanana teorika sy fampiharana nandritra ny sivy volana. Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly […]