Ny taona 1992 no lasa eo ambany fiahian’ny oniversiten’i Toliara ny «Institut halieutique et des Sciences Marines, IHSM» ao Toliara, manome fampianarana momba ny tontolon’ny ranomasina. Ivontoerana tokana eto Madagasikara manofana izany ary manodidina ny 300 eo ho eo isan-taona ny tanora mifaninana hiditra ho taona voalohany raha 36 amin’ireo […]
Fiaraha-monina
Vidin’entana : ampiakarina amin’ny fanaovana asa tanana ny vidin’ny vanille
Tonga maneho ny fomba fampiasana sy fanodinana ireo akora fototra avy amin’ny vokatra vanille etsy amin’ny “Fier Mada”, Andohatapenaka ireo mpamokatra avy any amin’ny faritra Ambatosoa, amin’izao fotoana izao. “Simba fotsiny ny vanille any an-toerana satria tsy misy vidiny intsony ary vitsy ny mpanjifa izany”, hoy i Christianah, mpamokatra vanille […]
Fampiasana fanafody fandrindram-piterahana: ho tratra ny tanjona 60%, hoy ny solontenan’ny Unfpa
Mpiray ombon’antoka amin’ny fanjakana malagasy amin’ny fampivoarana ny fahasalamana ara-pananahana sy fampihenana ny taham-pahafatesan’ny reny azo sorohina ny Unfpa. Nahafa-po ny vokatry ny asa ho an’ny enim-bolana voalohany amin’ity taona famaranana ny fandaharanasa fahavalo iarahan’ny fanjakana malagasy sy ny Tahirin’ny Firenena mikambana ho an’ny mponina (Unfpa) ity, hoy ny solontenany […]
Fandaharanasa Club des maçons: 30 mianadahy nahavita fiofanana momba ny taotrano
Notanterahina teo Ampefiloha, tamin’ity herinandro ity, ny fanolorana mari-piofanana ho an’ireo mpanao taotrano 30 mianadahy, izay nanaraka ny fandaharanasan’ny Cementis, club des maçons. Noforonina ny fandaharanasa club des maçons hahafahana manamafy ny fahaiza-manaon’ny mpisehatra eo amin’ny taotrano sy ny asa vaventy, hanome fahafahana tsara kokoa ho an’ny mpiasa ary miantoka […]
Fiarovana ny fotodrafitrasa : Fikambanan’ny mponina 18 hanolo-tanana ny CUA
Manana solontena ao anatin’ny fikambanan’ny mponina avokoa ny boriborintany enina eto an-drenivohitra hanome tolo-tanana ny mpitantana hitondra fampandrosoana eny ifotony. Ho fampandrosoana ny tanàna, mila mandray andraikitra ny rehetra fa tsy mihalangalana fotsiny eny anivon’ny fokontany misy azy. Nitombo 18 indray ny fikambanan’ny mponina eto Antananarivo Renivohitra hifanome tanana amin’ny […]