Fiaraha-monina

RIVODOZA Chido: Manalavitra ny morontsirak’ i Madagasikara

Tamin’ny 5 ora sy sasany, omaly hariva, tany amin’ ny 135 km avaratra atsinanan’Antsiranana no nisy ny foiben’ilay rivodoza mahery vaika Chido. Niakatra ho 185 km isan’ora indray ny rivotra miaraka aminy, izay arahina tafiotra 260 km isan’ora manakaiky ny foibeny. Mizotra mianandrefana somary atsimo andrefana izy amin’ny hafainganam-pandeha 23 […]

WMG : Nizara « Colis de Noël » ho an’ny ankizy

Nisitraka fanomezana krismasy avy amin’ny Wednesday Morning Group (WMG) ireo mpianatra eo anivon’ny EPP Andranovelona, Ambohitrinin­dri­ana ary Fieferana Ambohi­miarina Andrefana, ao anatin’ ny kaominina Ilafy, omaly. Nahitana fanomezana zavatra maro anaty fonosana ny tolotra, antsoina hoe “Colis de Noël”. Niampy fizarana mofo mamy avy amin’ny WMG ihany koa izany. «Tanjona […]

INDRAY MIJERY

Ankatoky ny Noely sy faran’ny taona, mahasarika ny mpiantsena ny karazan’entana zakan’ny fahefa-mividiny. Mahaliana ny ankamaroan’ny olona ny tsena tsy misy vidim-pidirana mivarotra ny entana ilaina amin’ny fety. Maro mpividy amin’izany ny karazana vatomamy isan-karazany, ny haingon-trano, ny kilalao ho an’ny ankizy, ny ankajo fitafy hiomanana amin’ny fety. Mankalaza ny […]

Sambo Africa Mercy: lasa niatrika fikojana fa hiverina

Ho fikojana ny sambo mpitondra fitsaboana sy fandidiana, hanatanteraka fanamarinana ny fiasan’ny sambo iray manontolo ny tomponandraikitra ka handao an’i Madagasikara aloha ny Africa Mercy, anio. Hiverina hanohy ny asa fitsaboana kosa ny mpiasa rehetra ny volana febroary 2025, araka ny fampitam-baovao niraisan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mercy ships. Mitohy […]