Fiaraha-monina

Seranam-piaramanidina Ivato : azo antoka ny famatsian-drano

Miandraikitra ny famatsian-drano ireo fiaramanidina miainga eny amin’ny seranana iraisam-pirenena Ivato Antana­narivo ny orinasa MGH. Nandray fepetra ity orinasa ity mba tsy hiantraika any amin’ny kalitaon’ny tolotra omena ireo kaompania vahiny. Manome toky ny MGH fa azo antoka hatrany ny famatsian-drano fisotro any anaty fiaramanidina ho an’ireo kaompania miainga eny […]

INDRAY MIJERY

Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny mini­sitra ny fividianana ireo fanafody sy kojakojam-pitsaboana ao anatin’ny fifanarahana Salama. Tafiditra amin’izany ny fanafody sy ny kojakoja rehetra ampiasaina eny amin’ny CSB sy ny hopitalim-panjakana ary ny fitaovana eny amin’ny laboratoara sy ny toeram-pitarafana. Nanolotra tobin-drano (citerne) mahazaka 1 000 litatra miisa roa hoentina […]

Fanadinana amin’ny fampianarana teknika: ny 13 janoary – 21 marsa 2025 ny fisoratana anarana

Nampahafantatra ny tetian­dro momba ny fisoratana anarana amin’ireo fanadinam-panjakana samihafa ao aminy ny minisiteran’ny Fampiana­rana teknika sy fanofanana arakasa. Hanomboka ny 20 janoary ary hifarana ny 21 marsa, taona 2025, ny fisoratana anarana ho an’ny fanadinana ahazoana ny mari-pahazaina Brevet d’études professionnelles (BEP). Hotonto­saina ny 30 jona hatramin’ny 3 jolay […]

Tsy fanjarian-tsakafo : miantsehatra amin’ny ady ny SZM

Nanokatra ny fivoriana iraisam-pirenena ho an’ny tanora tetsy Ambohitrimanjaka, omaly, ny skotisma zazavavy eto Mada­gasikara (SZM). Nahitana ny Fanilo sy Mpanazava ary ny Kiadin’i Madagasikara izany. Lohahevitra novoizina ny mahakasika ny fanomezana tontolo maitso kokoa ny tanora amin’ny hoavy. Ireo efa nandray anjara tamin’ny fandaharam-panabeazana momba ny fanjarian-tsakafo sy ny […]

Management Services for Health : nisongadina ny fivoarana teo amin’ny sehatry ny fahasalamana

Nanao tatitra ny MSH ny amin’ny asa vita tamin’ireo fandaharanasa notanterahina teto Madagasikara. Niantsehatra teny amin’ireo tobim-pahasalamana mihitsy ny filoha tale jeneraly, i Marian Wentworth. Naneho ny fahafaham-pony tamin’ny ezaka vitan’ireo fandaharanasa ara-pahasalamana niseharany ny filoha tale jeneralin’ny Management Services for Health (MSH), i Marian Went­worth, omaly, tetsy Ankoron­drano. Nahafahana […]