Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Roa tapitrisa ireo rantsam-batana artifisialy nozarain’ny BMVSS manerana izao tontolo izao izay nametrahana “Camp” 110. Firenena 40 no efa nahita tombontsoa tamin’ny tetikasa. Antony maro no mety mahatonga ny mpitsabo hanaisotra ny rantsam-batana iray na roa amin’ilay marary. Toy ny areti-mifindra na mikraoba manimba ny taolana na hozatra ka tsy […]

Mangarano Antsirabe : vita moderina ny EPP Vatotsara

Nasiam-panavaozana ny EPP Vatotsara ao amin’ny fokontany Mahafaliarivo, kaominina Mangarano, distrikan’ Antsirabe II, faritra Vakinan­karatra. Efa tena tranainy ary nampalaina ny mpianatra na ny nianatra taminy aza teo aloha. Vita voatra izany amin’izao fotoana noho ny tolo-tanana nataon’ny Fondation Axian. Efitrano 5 hahafahan’ny mpianatra 229 mianatra no nohavaozina tanteraka ho […]

“Jaipur Foot Camp” : olona 500 hahazo rantsam-batana maimampoana

« Tsy fitaovana ara-pitsaboana fotsiny fa antoky ny fahaleovantena sy ny fahafahana ny Jaipur Foot. Varavarana manokatra lalana entina manatanteraka vina vaovao, mitarika antsika amin’ny tetikasa maharitra sy fandrosoana azo tsapain-tanana ny fanomezana avy amin’ny BMVSS » , hoy ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, omaly, teny Andraharo. Natomboka tamin’ny fo­mba ofisialy, omaly, teny […]

INDRAY MIJERY

Natao teny Ambohidratrimo ny atrikasa manamafy ny andraikitr’ireo sehatrasa momba ny fanabeazana ho fandrindrana ny fiatrehana ny loza voajanahary mba tsy hisy akony loatra amin’ny fitohizan’ny asa fampianarana. Hahafahan’ny eny ifotony mifehy ny trangan-javatra tsy hiantraika mafy ka hanelingelina ny fampianarana no anton’ny atrikasa. Faritra 3 toa an’Antsirabe I, Sakaraha, […]