Fiaraha-monina

Tetikasa « Sorebe »: nampitaovana ny BNGRC sy ny minisiteran’ny Mponina

Ho famaranana ny tetikasa “Sorebe” niarahana amin’ ny OIM sy ny BNGRC, nanolotra ordinatera sy kojakoja momba ny fikirakirana ny teknolojia vaovao ny OIM, teny Andrainarivo, tamin’ity herinandro ity. Tetikasa novatsian’ny fanjakana japoney vola, tao anatin’ny roa taona, taorian’ny fandalovan’ny rivodoza ho an’ny faritra Vatovavy, Fitovinany ary Atsimo Atsina­nana. Ampiasaina […]

Oniversiten’Antananarivo : manome fahalalana mahakasika ny fakiolte EGS

Manatanteraka varavarana misokatra ny fakiolte Economie Gestion ary Socio­logie (EGS) eny amin’ny Anjerimanontolo Ankatso, anio sy omaly. Hetsika natokana ho an’ny mpianatra sy ny ankizy liana amin’ireo lalam-piofanana voalaza ireo. «Natao hanomezana ny tsara ho fantatra sy fahalalana ilain’ny ankizy mahakasika ireo lalam-piofanana ireo sy ny asa miandry aorian’ny fianarana […]

MJS-PNUD: Hanohana tetikasa ho an’ny tanora

Nitovy ny fomba fijery eo amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena sy ny Pnud, nandritra ny dinika nifanaovan’ny roa tonta, omaly, teny Ambohijatovo, dia ny fanomezana sehatra ny tanora amin’ny fampandrosoana ny firenena. Tetikasa roa samy mifantoka amin’izany ny « Youth Connect sy ny Youth Corner », izay nambaran’ny eo anivon’ny Pnud […]

Foibe Manjary Soa 67 Ha: hiantohan’ny Axian ny sakafo mandritra ny taom-pianarana

Miara-miasa amin’ny sehatra tsy miankina sy ireo orinasa ny minisiteran’ny Asa amin’ny fampandehanana ny foibe Manjary Soa mitaiza ireo ankizy sahirana. Nanohina ny antso ny vondrona Axian. Tonga nanolo-tanana ny foibe Manjary Soa 67 Ha ny vondron’orinasa Axian, omaly. Nanome fitaovam-pianarana sy kojakoja hiatrehina ny fidirana an-tsekoly izy ireo. Nampanantena […]

INDRAY MIJERY

58,86% ny taham-pahafahana fanadinana bakalorea tamin’ity taona ity. 58,01% izany ho an’ny bakalorea ankapobeny ary 74, 58% ho an’ny bakalorea teknika. Nidina kely io taha io raha oharina tamin’ny taon-dasa (59,93%). Tsiahivina fa nilamina ny fanadinana bakalorea tamin’ity taona ity, tsy toy ny tamin’ny taon-dasa. Notanterahina tamin’ity herinandro ity ny […]