Fiaraha-monina

Orange Madagascar : mpiasa 500 nisitraka tolotra fahasalamana

Isan-taona, manokana andro iray ho fanentanana ny mpiasa rehetra ao aminy momba ny fandraisan’ny orinasa Orange anjara amin’ny fahasalamana, fiahiana ary ny fenitra hanatanterahina ny asa ny tomponandraikitra mpitantana. Toerana efatra no nanatanterahina izany: Anta­na­narivo, Tanjombato, Maha­jan­ga ary Fianarantsoa. Nisan­tatra izany ny tale jeneralin’ny Orange Madagascar, i Fré­déric Debord, ary […]

Bakalorea-sampana teknika : 11 262 ny mpiadina manerana ny Nosy

Hanomboka anio ka haharitra hefarana ny fanadinana bakalorea, dingana faharoa ho an’ny sampana teknika. “Efa vonona handray ny mpiadina ny foibe sy ny mpanara-maso rehetra”, hoy ny tomponandraikitra. Mahatratra 11 262 ny isan’ny mpiadina manerana ny Nosy. 221 amin’ny sokajy technologique ary 11 041 ny fampianarana teknika sy arakasa. Momba ny fitsarana […]

Faha-100 taonan’ny tily eto Madagasikara : hiavaka ny lasy lehibe eny Fihaonana Ankazobe

Hakotrokotroka ny lasy fankalazana satria endrika lasy mbola tsy nisy tao anatin’ny 100 taona no hankalazana ny jobilin’ny skoto tily eto Madagasikara. Ny 1 hatramin’ny 5 aogositra ho avy izao no hanatanterahina izany. Efa vonona avokoa ny rehetra ka eny Fihao­nana Ankazobe, PK 55 RN4, no hifanao fotoana ny tily rehetra. Rahampitso dia […]

ACMIL : 10 taona ny andiany mivantana faha-35

Mankalaza ny nivoahany tao amin’ny Akademia Miaramila (Acmil) Antsirabe, ny 25 jolay teo ny andiany mivantana faha-35 misalotra ny anarana «Hiratra». Ny faha-10 taonan’ireto andiany ireto ity nomarihin’izy ireo tao Antsirabe ity. Nisy, araka izany, ireo hetsika samihafa natao hanamarihana ity tsingerintaona ity, toy ny fanolorana mari-pahatsiarovana amin’ny fanatsarana ny […]