Ao anatin’ny telo andro ho avy, vinavinaina hijanona ho ambony hatrany ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra. Tokony hitandrina ireo olona marefo amin’ny izany. Mijanona ho ambony ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo amin’izao faran’ny herinandro izao. Avo telo heny hatramin’ny efatra heny ny fetran’ny OMS ny refy rehetra voaray ka mankarary […]
Fiaraha-monina
Ambolotarakely: manampy ny ankizy malagasy hiditra an-tsekoly ny OIO
Fikambanana iray ao anatin’ny distrikan’Ankazobe, kaominina Ambolotarakely ny OIO Allons à l’école. Nahorina tany Roquebrune France, tamin’ny taona 3 febroary 2023, ny fikambanana ary hita ao Ankazobe an-tampon-tanàna. Tanjona ny hanampiana ny mpianatra malagasy eo anivon’ny kaominina sy hanomanana ny hoavin’izy ireo ho amin’ny tsaratsara kokoa hatrany. “Ny tsy fahampian’ny […]
Mila fahamailoana: ho fialantsasatra hieren-doza
Manohy hatrany ny fanentanana ny mpampiasa lalana rehetra ny avy amin’ny ATT ary maniry ny hiainana ny fotoam-pialantsasatra hieren-doza. Manentana ireo mpandeha handeha alavitra mba hamonjy ny tobim-piantsonana ho fisorohana ny tranga izay azo fehezina toy ny ny fahaverezan’ny entana, vola… Raha azo atao, tsy mitondra firavaka lafo vidy sy […]
FAMARINANA OLONA : Mila sahy mandray andraikitra ny ray aman-dreny
Toerana mahasarika mpizahantany ny ao Nosy Be Hell Ville. Misarika ny saina ihany koa amin’ny fanararaotana atao amin’ireo tovovavy. Hijoro amin’ny ady amin’ny tranga fanararaotana miendrika famarinana olona ireo tomponandraikitra. Hotanterahina any Nosy Be Hell Ville ny 29 ka hatramin’ny 31 jolay izao ny fanamarihana ny andro maneran-tany hiadiana amin’ […]
CHNUT: manaitra ny hanaraha-maso ny tetibola
Manaitra ny rehetra hanara-maso ny tetibola eo anivon’ny faritra Atsimo Andrefana ny CHNUT, nandritra ny famelabelaran-kevitra narahina adihevitra tany an-toerana, tamin’ity herinandro ity. Hetsika niarahan’ny CHNUT ao anatin’ny faritra Atsimo Andrefana sy ny ACF ary ASSOS izany. Tsy misy fandinihana ny tetibolan’ ny faritra sy ny fahatsapana ny tsy fisian’ny […]




