Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Misy fiakarana kely ny maripana ambony indrindra fa ny maripana ambany indrindra dia tsy hisy fiovana fa mbola hangatsiaka hatrany. Eto Antananarivo 6°C – 22°C ny maripana raha hidina hatramin’ny 2°C ny ambany indrindra any Antsirabe. Momba ny toetry ny andro, ny tolakandro, handrahona mitsitokotoko any Am­ba­tosoa sy Analanjirofo. Hibaliaka […]

“Tsenaben’ny tanora”: hahafahan’ny tanora mitady lalam-barotra

Hotanterahina ny 5 sy 6 jolay izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny andiany voalohany amin’ny hetsika « Tsenaben’ny tanora ». Foara karakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, hahafahan’ny tanora mitady lalam-barotra. Maro, araka ny nambaran’ny minisitra Ramonjavelo Valéry, ny fampiofanana nomena ireo Mala­gasy, tanora, manerana ny Nosy, ka fotoana izao hampisehoan’izy […]

Fitaterana an-dalamby : olona 11 000 entanina amin’ny aroloza

Manohy hatrany ny fanentanana ny mponina mipetraka manamorona ny lalamby mampitohy ny seranan-tsambon’i Toamasina sy ny ozininy ny orinasa Ambatovy. Fiaraha-miasa amin’ny orinasa Madarail, ho fiarovana ny fahasalamana sy ny arolozan’ny mponina manodidina ny toerana iasany, ny antony. Olona 11 000 eo ho eo no entanina amin’izany aroloza izany, amin’ity […]

Governemanta Koreanina : nanome vary 10 000 t, mitentina 9 tapitrisa dolara mahery

Hampitomboin’ny Repoblikan’i Korea avo roa heny ny lanjan’ny vary ho an’ny Pam, amin’ity taona ity. Firenena 11 no tohanan’ny Korea ka ahafahan’ny olona 7 tapitrisa isa hisitraka sakafo. Nanolotra vary 10 000 t ho an’ny fanjakana malagasy, tamin’ny alalan’ny Fandaharanasan’ny Fire­nena mikambana momba ny sakafo (Pam) ny Repoblikan’i Korea. Mitentina 9,4 […]

Fandaharanasa Jica Chair: hisy velakevitra ho an’ny mpianatry ny Oniversite

Manomana famelabelaran-kevitra ho an’ny mpianatra eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, ny 12 jolay ho avy izao, ny fandaharanasa “Jica chair” eto Antananarivo. Hiompana amin’ ny lohahevitra roa: ny tontolon’ny fampahalalam-baovao any Japon sy ny vina amin’ny hoavy ny voalohany. 60 taona niarahana niasa tamin’i Afrika i Japon ka hizara ny zava-misy manodidina […]