Mahatratra 50 043 ireo mpiadina manerana ny Nosy niatrika ny fanadinana hidirana amin’ny taona voalohany eo amin’ny sehatry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Notontosaina ny herinandro lasa teo izany, izay naharitra roa andro. Mitsinjara amina foibem-panadinana miisa 183 ireo mpiadina ireo. Ho an’ny LTP Ampefiloha manokana, miisa 1 […]
Fiaraha-monina
Vehivavy mitondra vohoka: tokony hanao fitiliana VIH/Sida avokoa
Fitiliana iray tokony hataon’ny vehivavy mitondra vohoka ny fitsirihana ny tsimokaretina VIH/Sida ao aminy raha toa ka mitondra izany izy na tsia, ka hanomezana azy ny fitsaboana sahaza azy. Afaka manaraka fitsaboana ilay vehivavy tsy hamindra amin’ny zaza ao am-bohoka ka ilaina ny fanatonana tobim-pahasalamana misafo sy manao ny fitiliana. […]
Minisiteran’ny Mponina: notsimbinina ireo ankizy zanaky ny fianakaviana tena sahirana
Nahatsiaro manokana ireo ankizy tetsy Isotry ny minisiteran’ny Mponina, omaly. Mendrika ny hanao fety toy ny ankizy rehetra izy ireo amin’izao fetin’ny Fahaleovantena izao. Notsimbinina manokana ireo ankizy zanaky ny fianakaviana sahirana, omaly, tetsy Isotry. Nitsidika azy ireo ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana, sady minisitry ny Mponina mpisolo […]
Tangorom-bohitra Andriry- Milamy: hamafisina amin’ny tetikasa vaovao ny fandriampahalemana
Nampahafantarina tany Iakora ny tetikasa vaovao hanamafisana ny fandriampahalemana maharitra iraisan’ny rehetra ao amin’ny tangorom-bohitra Andriry-Milamy, distrikan’i Betroka. Malaza ho toerana fieren’ny dahalo (malaso) io tangorom-bohitra io ary mahasahana faritra efatra manomboka any avaratra ka hatrany atsimo: Ihorombe, Atsimo Atsinanana, Anosy ary Androy. Toerana miavaka amin’ny fiompiana omby eny an-kijana […]
CSBII Anjoma: nitombo avo roa heny ireo tonga manao fanabeazana aizana
Mahomby ny fanentanana sy fandresen-dahatra ataon’ireo mpanentana ara-pahasalamana eny ifotony ka maro no tonga manao fanabeazana aizana. Ny USAID Access no nizara ny teknikam-panentanana mahomby. Manodidina ny 40 isan’andro ireo olona tonga manao fandrindram-piterahana ao amin’ny CSBII Anjoma, Fianarantsoa, araka ny fanazavana nentin’ny rasazy Rambeloson Nivo. 15 taona ny zandriny […]




