Fiaraha-monina

Fanadinana bakalorea: misokatra ny fisoratana anarana

Manana roa volana ma­hery hisoratana anarana ireo mpianatra hanala fanadinana bakalorea eto Madagasikara. Misokatra nanomboka ny 6 fe­broary ka hifarana amin’ny 07 Aprily hoavy izao izany, raha ny tatitra voaray avy amin’ny minisiteran’ny Fam­pianarana ambony, omaly. Voakasik’izany avokoa ny fanadinana bakalorea amin’ ny ankapobeny sy ny bakalorea teknika. Manomboka amin’ny […]

Mpianatra very finday: nifona tamin’ireo mpampianatra ny rainy

Niakatra filan-kevi-pifehezana teo anivon’ny sekoly Gallieni teny Andohalo i Vanessa. Tonga nifona tamin’ireo mpampianatra ny rainy. Nilaza ny tsy handray an’ity tovovavy ity ho isan’ny mpianatra intsony ny sekoly. Niakatra filan-kevi-pifehezana teo anivon’ny sekoly Gallieni teny Andohalo i Vanessa, mpianatra very finday, omaly. Nana­trika izany ireo solontenan’ny mpampianatra EPS, ny […]

Filohan’ny Hafari : “Mila ovaina ny fototra eo amin’ny sehatra politika”

“Iriko ny hanamboarana ny fototra eo amin’ny sehatra politika misy eto amintsika”, hoy ny filohan’ny Hafari Ma­la­gasy, Rafa­nomezantsoa Jean Nirina, nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao ga­zety, omaly. La­haram-paha­mehana ho an’ireo mpanao politika eto Mada­gasi­kara hatramin’ny na­hazoana ny fahaleovan-tena. Samy manao izay ahazoany tombony ary ny ataon’ny teo aloha ihany no […]

Renim-pianakaviana sahirana: saika homeny olona ny zanany vavikely

Nampihoron-koditra ny fihetsika nataon’ny renim-pianakaviana iray nikasa hanary ny zanany tany Manakara… Niteraka resa-be teo amin’ny fiaraha-mo­nina sy tao amin’ny tambajotran-tsera­sera ilay re­nim-pianaka­viana saika ha­nome olona ny zanany tao Mana­kara. Omaly, nirenireny tao an-toerana izy ka nitady izay handray ilay zazavavikely vao iray volana sy tapany. “Olona avy any Vohipeno […]

Cua – Boriborintany enina : hizara kopia fohy miisa 6000

Hizara kopia fohy maimaimpoana ny kaominina Antanananarivo Renivohitra. Miisa 6000 izany ary 1000 isa hozaraina isaky ny boriborintany tsirairay avy. Hi­sitraka ity tolotra ity ireo ray aman-dreny sahirana mampiana-janaka eto Andrenivo­hitra. Mba ho fitsinjovona azy ireo amin’ny fikarakarana antontan-taratasim-panadinana ny tanjona. Hahazo tombony ireo ray aman-dreny sahirana manan-janaka hanala fanadinam-panjakana […]