Ho fisorohana ny loza izay mateti-pitranga amin’ny mpitondra moto sy bisikileta dia hanofana ireo mpitondra izany ny DGSR. Maro loatra ny aina nafoy noho ireo fitaovam-pivezivezena ireo. Hanatanteraka fiofanana ho an’ireo mpitondra moto izay efa an’aliny eto Antananarivo ny fitaleavana misahana ny fandriampahaleman’ny lalana (DGSR), rahampitso. Hatao ao amin’ny foibe […]
Fiaraha-monina
INDRAY MIJERY
Mankalaza ny faharoa taona nijoroany ny fikambanana ivondronan’ireo mpiasan’ny fahasalamana rehetra ao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka manerana ny Nosy, SPSM. Mpiasan’ny fahasalamana miray hina anatin’ny fahasamihafana no entin’izy ireo manamarika izany. An’aliny ny mpiasan’ny fahasalamana anatin’ny SPSM. Anjaran’ny ankizy indray no hisitraka fampianarana tsotra mahakasika ny fitondrantena manoloana ny toe-tena diabetika, […]
fisotroan-dronono : hanomboka amin’ny zoma ny fizarana
Mitohy ny tetiandro fizarana ny vola fisotroan-dronono ho an’ireo zokiolona eny amin’ny sampandraharaha mitsinjara izany. Ho an’ny eto Analamanga, hanomboka ny zoma 10 mey izao ny fizarana, eny amin’ny perceptions principales (PP), trésorerie principale (TP), trésorerie principale inter-communale (TPIC). Anjaran’ny manana laharana miafara amin’ny 0, 1, 2 no mahazo ny […]
FIRENENA JAPONAIS : vary 1 662 t natolotra ny Pam
Natao omaly, ny fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny vary milanja 1 662 taonina, izay mitombam-bidy 1,4 tapitrisa dolara, avy amin’ny masoivoho japoney ho an’ny fandaharanasa iraisam-pirenena momba ny sakafo, Pam. Hanampiana ireo olona niharan’ny takaitra navelan’ny rivodoza Gamane farany teo, any amin’ny tapany avaratry ny Nosy, ny fanomezana. Manampy izay, […]
JMCJ andiany faharoa : hasongadina ny fahaiza-manaon’ ny tanora misehatra ambanivohitra
Hotanterahina any amin’ny faritra Boeny ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahaiza-manaon’ny tanora (JMCJ), ny volana jolay izao. Teto Antananarivo ny andiany voalohany. Hiompana amin’ny fahaiza-manaon’ireo tanora amin’ny sehatry ny fambolena sy fiompiana, any ambanivohitra, ny andiany faharoa amin’ny Andro maneran-tany ho an’ny fahaiza-manaon’ny tanora, amin’ity taona ity. Hampiantrano […]




