Fiaraha-monina

Mpivarotra amoron-dalana : Nampidirina ao amin’ny Tsena Fihavanana

Mitohy ny fanadiovana ny toerana ampiasain’ny mpivarotra eny amin’ny lalana Petite Vitesse, afakomaly. Ankilany, mbola misy tsy manaiky ny ampahany amin’izy ireo. Vao maraina, manao ny asany ireo mpitandro filaminana, ahitana ny ekipa avy ao amin’ny polisim-pirenena sy ny polisy monisipaly manala ireo mpivarotra mbola nivarotra teny amin’ny sisin-dalana. Tsy […]

Tetikasa « Baobab Network »: mponina 30 000 hahazo rano madio fisotro, any atsimo

Hanampy betsaka ny mponina any Atsimo ny tetikasa Baobao Network, izay vatsian’ny amerikanina vola. Mahe­rin’ny 30 000 ireo olona hisitraka rano madio fisotro amin’izany. Manova tanteraka ny fiainana andavanandron’ny mponina ao Tsihombe ny tetikasa vaovao “Baobab Network”. Amin’izao fotoana, afaka mantsaka rano madio ao an-tanànany ihany ireo fianakaviana, amin’ny sarany […]

Fikaonandohan’ny mpanjifa : « Tokony hatsangana ny tranobe »

Anisan’ny mandray anjara feno amin’ny fandrafetana ny ho vontoatin’ilay fehinkevitra ho entina any amin’ny Fikaonandoham-pirenena ny mpanjifa. Nisy omaly ny dinika narahina adihevitra niarahana tamin’ny herivelona rehetra. Fivoriana notanterahina tetsy amin’ny foiben’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny indostria Antaninarenina. Nitarika izany ny avy amin’ny sendika isan-karazany mpiaro ny mpanjifa, ny avy […]

Bongatsara Tour 2026 : Nanaovana tatitra ho an’ny vahoaka ao Ifanadiana

Nanatanteraka diabe ho an’ny fandriampahalemana na ny « Bongatsara Tour 2026 » ny depioten’Ifanadiana, Manantena Hajanirina Dinah. Notanterahina tao amin’ny kaominina Tsarata­nana izany ny 20 mey 2026. Nisy ny tatitra ny asa vitan’ny solombavambahoaka ao amin’ny fokontany Ambato­haranana, Ambodirafia Est, Ambohimasina, Befary, Amba­lafatakana, ary Ambalafary. Nanatanteraka asa sosialy ho an’ny vahoaka, toy […]