Tsena be velarana ny tontolon’ny hira malagasy. Marobe ny manan-talenta miditra ao aminy. Misy ireo migoka ny mamy. Ao ireo Ramiangaly, miala ny rano faingana raha vao mahatsiaro hafahafa. Manomboka mihamaro kosa ny manao kajikajy noho ny antony samihafa! Mitombo isa andro aman’alina ireo mpihira mamerina ny sanganasan’ireo teo aloha. […]
kolon-tsaina
Clowns Sans Frontières : hanao hetsika eny Antaninarenina
Hanatanteraka atrikasa fampahafantarana ny mahakasika ny « Cirque » eny amin’ny Cités des Cultures Antaninarenina ny ONG Clowns Sans Frontières. Hetsika iarahan’izy ireo miasa amin’ny fikambanana Hetsika Madagasikara sy ny Aléas Circus. « Sacré numéro » no lohateny nampitondraina ny fampisehoana. Tanjona ao anatin’izany ny fampahafantarana ny « Cirque » amin’ny olona. Ankoatra ity hetsika ity, […]
Tsy mety mahaleo tena : Kolo saina miandry vahiny no misy eto
Tsy mety afa-bela amin’ny vahiny ny Malagasy. Tratran’ io tranga io avokoa ny sehatra rehetra (kolontsaina sy ny zavakanto, ny toekarena, ny politika, ny fiainam-piarahamonina amin’ny ankapobeny…). Miankin-doha amin-dry zareo hatrany ka tsy mety tonga eo amin’ny tena fahaleovantena. Ho an’ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ny fanabeazana manokana, maro […]
« Mozika mari-peo » : Tsikombakomban’i Fanja A, Rija R sy i Silo
Hetsika iray maro mpiandry amin’ity faramparan’ny taona ity. « Mozika mari-peo », iarahana mpanakanto telo samy nametraka ny anarany eo amin’ny tontolon’ny zavakanto malagasy. «Tsiro telo mifanojo». Mahafehy ny endri-tsehon’ilay « Mozika mari-peo », hotontosaina ny 1 desambra izao, etsy amin’ny CCI Ivato izy ity. Tsikombakomba anaty mozika, iarahan’i Fanja Andriamanantena, i Silo ary […]
SOMBIM-BAOVAO
Fantatra, omaly, ireo ekipa 21 amin’ny 24 efa tafita hiatrika ny “Can Maroc 2025”. Ankoatra an’i Maroc, mpampiantrano, ao ihany koa i Côte d’Ivoire, tompondaka farany, i Cameroun, Comores, Soudan, Benin, … Firenena iray goavana amin’ny baolina kitra tsy miatrika ity Can ity kosa i Ghana. Laharana farany tao amin’ny […]