Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoan’i Kevina sy Yanisse, voafidy ho « Miss & Mister malagasy » 2025, amin’ izao fandalovan’izy ireo eto Madagasikara izao, ny hanao asa soa. Tontosa soa aman-tsara ny « Tohan’aina 2025 ». Ankoatra ny kolontsaina sy ny zavakanto, anisan’ny nahasarika an’i Kevina sy Yanisse, voafidy ho «Miss […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Handray seho mozika klasika ny AFT Andavamamba, rahampitso alahady, amin’ny 4 ora hariva. Ny trio Elgiaco, avy amin’ny Madagascar Mozarteum, no hamerina ireo sanganasan-dry G.Fauré, Rashmanioff, Schumann, J. Williams, mandritra izany. « Nankaiza ny lakolosy? », fampisehoan’i Gothlieb sy ny namany izay hotontosaina anio, etsy amin’ny CCEsca Antanimena io. Hatsikana […]
Tsy omen-danja : Misy kolontsaina tsy tazana mihitsy
Fa nankaiza? Tsy re tsaika ny hosodoko. Tsy tazana ny fanaovan-tsakafo na ny kolontsain’ny nahandro malagasy. Karohina etsy sy eroa ny lamba landy sy ny tontolony… Any ihany, hono, izy ireny fa ny sehatra ivelarany no mihidy. Eo ihany koa ilay fahalainana sy hakamoan’ny mpisehatra noho ny zava-manjo ny taranja […]
Takalo dinika : Hiresahana ny « vodiondry »
Tafiditra ao anatin’ny andiany fahatelo ny fampianarana ampitain-davitra, hiresahana ny « fanateram-bodiondry » ho an’ireo izay manaraka izany amin’ny « Zoom » na « Facebook ». Hovelabelarina ao anatiny ny maha tandrohasina sy soatoavina azy io. Ny Dr Rabenalisoa Ravalitera Jean, mpampianatra mpikaroka, sy Ranjatohery Harilala, mpahay tantara, izay samy […]
«AfroMada Music Awards» : Ho fantatra anio ireo mpanakanto voafidy
Hanokatra ny lalan’ireo mpanakanto malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tsy vitan’izay fa ho fanehoana ny firaisankina ny mpanakanto afrikanina koa ity hetsika ity. Efa tonga eto Madagasikara ireo afrikanina mpanakanto maromaro. Anisan’ireny ry Kissila Kay avy any Cameroun, Dj Amaroula avy any Congo, El Passo avy any Maurice, sns. Anisan’ireo […]