kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Tsy tazana loatra ny mpamorona. Olana efa ela io, satria, sady tsy voateny no tsy voasoratra no tsy… eny ambony sehatra ry zareo. Ho an’ny zavakanto hafa tahaka ny sary hosodoko, mbola hita eny an-joron’ny tabilao ihany ny anaran’ilay nanao ny sary. Lesoka mila harenina io tsy fahatazanana ny mpamorona […]

Hiragasy miova fototra : « Fisarihana vola sy tehaka ireny », hoy i Dadafara

Tsy honohono, intsony, fa ny efa eny an-kianja mihitsy no maneho ilay fiovana. Fahita ao anaty hiragasy ny dihy soroka, velatanana, sns. An­ke­hitriny, tazana ny « dihim-body ». Tononkira maotina nanjary ahenoina voambolana manimba ny soatoavina, sns. Tratry ny fiovana fototra ihany koa ny hiragasy. « Na inona na inona izay heverina ho […]

Boky mirakitra kolontsaina : Hivoaka tsy ho ela ny « Hariivo »

Hiavaka tanteraka ! Hikambana ao anatin’ny boky « Hariivo » ny fahalalana samihafa tafiditra ao anatin’ny kolon­tsaina sy fomba amam-panao malagasy ary ny tontolon’ny zavapanahy. Fantatra, omaly, fa hivoaka tsy ho ela io boky ahitana ny fanandroana malagasy, ny tontolon’ny valiha sy ireo tsiambaratelony, ny tetiandro malagasy, ny zavapanahy teo amin’ny Malagasy, sns, […]

« Festival 321 »: Herinandro ho an’ny dihy ankehitriny

Iray amin’ireo zavakanto sy kolontsaina manavanana ny Malagasy ny dihy. Tsy ny fahiny ihany no nahatazanana izay fa ny ankehitriny ihany koa. Hanamafy izany ny hetsika « Festival 321 ». “Dihy sy tantara”. Io ny lohahevitra nosafidian’ny Compagnie Rary, hitondrana ny “Festival 321”, andiany faha-7, amin’ity. Hatao mandritra ny 7 andro izany, […]

TARATRY ny KANTO

Hitafatafa amin’ireo liana amin’ny tontolon’ny sarimihetsika i Edwelle Zafindrazana Ralaiaridimby. Izy no talen’ny Ivontoerana ho an’ny sarimihetsika sy sarimiaina eto Madagasikara, na ny ISSM amin’izao fotoana. Hotontosaina rahampitso alarobia 12 aogositra, amin’ny 3 ora tolakandro izany, eny amin’ny ESM Ampandrana. Anisan’ny lohahevitra horesahana ny “ISSM Festival Film Awards 2026”. Eo […]