kolon-tsaina

Omda : Mpamorona 34 hisitraka fisotroan-dronono

Lanonan’ny mpianakavy no nitranga teny Faravohitra, omaly. Nindrana ny efitrano fanaovam-petin’ny Ekar ny Ofisim-pirenena misahana ny zon’ny mpamorona na Omda, nentina nandraisana ireo mpamorona, mpikambana. Nampahafantarina nandritra izany fa misy mpamorona vaovao miisa 34 mianadahy hisitraka ny fisotroan-dronono manomboka izao. Ireo mpamorona anatin’ny tontolon’ny zavakanto, mpikambana feno eo anivon’ny Omda, […]

« Smooth Night » andiany faha-20 : Hamerina ny hiran’i Mariah Carey ry Yrinaf

12 taona, hiditra amin’ny seho faha-20. Efa mitoetra ho anisan’ireo hetsika mametraka tantara ny « Smooth Night”. Mitohy hatrany, ka hotontosaina ny 2 oktobra ho avy izao, ny andiany faha-20 etsy amin’ ny Ibis Hôtel Ankoron­drano, manomboka amin’ny 8 ora sy fahefany alina. Hiavaka kely, satria hamerina sy ha­melona ireo sangasan’i […]

Filatex: nahazo jiro manazava ny Rovan’i Madagasikara

Mandray anjara amin’ny Andraikitry ny orinasa ho an’ny fiarahamonina ny vondrona Filatex. Notokanana ny 11 septambra teo ireo jiro manazava ny tokotanin’ny Rovan’i Madagasikara eny Manjakamiadana, notarihin’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina (MSK), Gascar Fenosoa. Nanatanteraka ny tetikasa ny orinasa Filatex, niaraka tamin’ny minisitera sy ny Antokondraharaha Or­mada. Mandeha […]

«Miss Madagascar 2026 »: hatao ny 19 desambra izao ny famaranana

Efa maromaro ny faritra manana « Miss 2026 ». Hiakatra aty Antananarivo avokoa izy ireo, hiady ny anaram-boninahitra ka hisolo tena an’i Madagasikara any ivelany. Vaovao lehibe avy amin’ ny Comité Miss Mada­gascar na ny CMM. Hatao eto Antananarivo, ny 19 desambra, ny famaranana ny fifaninanana « Miss Madaga­scar 2026 ». Io izany ny […]

« Tamberina »: manome fotoana amin’ny taona ho avy i Nono

Feno fihetseham-po. Izay no azo hamintinana ny seho roa nataon’i Nono, tetsy amin’ny CCEsca sy tetsy amin’ny Havoria, ny alin’ny zoma teo. Namaly hatrany ireo mpankafy azy. I Nono kosa tsikaritra ho feno hafaliana, ka navoakany tamin’ny talentany izany. Soa ka niaraha-nihira avokoa ry «Ilay Masoandro», «Mandondona», «Miaka-midina», «Ankizy milalao», […]