kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Hamoaka hira vaovao ry Ndaty Lahy. Anio ny fotoana homen-dry zalahy ireo mpankafy azy, hanolorany vokatra vaovao, ao amin’ny pejy “Facebook”. Tarika mivoy ny World music izay nisolo tena an’i Madagasikara teo amin’ny sokajy hira, nandritra ny Lalaon’ny Frankôfônia tamin’ny 2023, tany Kinshasa izy ireo. Andran-tsira amin’ny rakikira izay ketrehin’ny […]

“Mozikanay Bômba”: ho tafaraka ireo andrarezin’ny HH

Ilay rap gasy araka ny nitiavan’ny maro azy! Efa ela ireo mpankafy Hip-Hop no niandrandra ny fiarahana an-tsehatra eo amin’ireo lazaina hoe mpisava lalan’ny rap gasy teto Madagasikara. Elaela no tsy nisy tokoa, ka hofohazina indray anatin’ny “Mozikanay Bômba”. Nalaina tamin’ilay fandaharan’i Tongue Nat amin’ny onjam-peo izy. Hiarahan’ireo “indray nihira” […]

Fikambanan’ny mpikabary malagasy : raikitra ny « Herinandron’ny kabary »

Hetsika fanao isan-taona. Ny Faritany Fi.Mpi.Ma Antananarivo no handray ny « Herinandron’ny kabary » amin’ity taona 2024 ity. Feno tanteraka ny fandaharam-potoana. Anisan’ireo hetsika lehibe karakarain’ny Fikamba­nan’ny mpikabary Mala­gasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma maneran-tany) ny «Herinan­dron’ny kabary». Ho an’ity taona 2024 ity, ny Faritany Fi.Mpi.Ma Antananarivo no handray izany. Hanomboka ny 10 […]

TARATRY ny KANTO

Hisy sampan’ny Académie du Hip-hop hiso­katra eto Madagasikara. Tohin’ny fandalovan’ilay mpanakanto Grödash, izay sady tale ara-javakan­ton’ity ivontoerana any Frantsa ity teto izany. Fan­tatra ihany koa fa i Fyh, izay mpikarakara hetsika manodidina ny Hip-hop no voatendry hitantana izany. Amin’ny zoma 2 aogositra izao, manomboka amin’ny 8 ora alina, hanatanteraka seho […]