Miara-mitempo amin’ny aty Madagasikara ny fon’ireo mpiray tanindrazana any ivelany. Anisan’ireny i Aina Cook, izay hanokana fampisehoana ho fanehoana firaisam-po amin’ny Malagasy rehetra, anio amin’ny 8 ora alina, any Paris. Haka endrika fifanakalozana kokoa, na dia eny an-tsehatra aza, i Aina sy ireo mpitendry hanaraka azy. Ilay hampiray ny rehetra […]
kolon-tsaina
Indostrian’ny zavakanto: Mirona any Azia ny tsena vaovao
Efa seha-pamokarana lehibe sy mahaleo tena amin’ny lafiny maro ny zavakanto sy ny kolontsaina any amin’ireo tany tandrefana. Nihazakazaka loatra aza raha oharina amin’ny an’ny hafa. Telozoro lehibe nandrakotra ny kaontinanta dimy ny fifandrohizan’ny fampivelarana ny zavakanto sy ny kolontsaina maneran-tany. Notrandrahina taty Afrika, tany Amerika Latinina. “Namboamboarina” tany Eorôpa […]
TARATRY ny KANTO
Misesy ihany ny fanafoanana hetsika sy seho ara-javakanto. Nanao fanambarana tamin’ny fomba ofisialy ihany koa ny mi’Ritsoka Production fa hahemotra ny fampisehoana tokony hotontosain’i Lalatiana, ny 19 oktobra, eny amin’ny CCI Ivato. Saika hanamarihiny ny faha-50 taona nihirany izy ity sy ho fihaonana indray amin’ireo mpankafy an’i Lalatiana. Fotoam-bita tsy […]
Kolontsaina malagasy: Nanjary saro-tadiavina ny angano malagasy
Ny boky, tsy misy. Ireo mpitantara am-bava, tsy mahay intsony. Ny mahay, mamily lalana ny fototra… Nanjary saro-tadiavina ny angano malagasy. Tohan-kevitra ataon’ireo mpianatra any amin’ny ambaratonga ambony sisa no ahafahana mamakafaka momba ny angano. Nanjary tsy nahaliana ny zaza sy ny ankizy malagasy intsony ny fitantarana angano. Satria, tsy […]
Kanto marolafy hampitan-kafatra
“Au chant des sirènes”. Fikambanam-behivavy manan-talenta, samy manana ny kanto voiziny avy izy ity : Magali Grondin, Faragasy ary Chacha. Nahazo tohana ho an’ny famoronana miaraka izy ireo, ka teraka teo ny « Kabarim-behivavy ». Fanehoana kanto marolafy, mivoy hevitra mafonja ary hampitan-kafatra izy ity. Haka endrika fampirantiana, arahina fanehoana zavakanto izany, izay […]




