Mbola anatin’ny lazany. Tsy azo iadian-kevitra fa raha tsy voalohany, dia anatin’ny «festival» isam-paritra malaza indrindra ny «Sômaroho!». Fahombiazana tamin’ny ankapobeny, raha natao bango tokana ny niseho nandritra ny dimy andro, izay nifarana ny alatsinainy maraina teo, tao amin’ny Kianjan’Ambodivoanio, Nosy Be. Alatsinainy efa mazava andro toy ny mahazatra vao […]
kolon-tsaina
Tao amin’ny tarika Ny Nanahary: Mankalaza ny 60 taona an-tsehatra i Nanah
Tarika nanana ny lazany tany amin’ny taona 60 Ny Nanahary. Nisy feon’andriambavilanitra nisongadina koa tao, izay mankalazana indrindra ny 60 taona niakarany an-tsehatra amin’ity. Mbola milomano anatin’ny mozika i Nanah. «Mamindra fo amiko». Hira fiderana malaza hatramin’izao, izay nanasongadina ny feon’i Léa Randriamifidy na i Nanah. Mpikambana tao amin’ny tarika […]
TARATRY ny KANTO
Tanterahina manomboka anio any Chine ilay hetsika kolontsaina lehibe momba ny fandriampahalemana. Anisan’ny mandray anjara amin’izany i Madagasikara. Ireo mpitendry zavamaneno sy mpihira ary mpandihy avy ao amin’ny Zanabaliha no hitondra sy haneho eo imason’izao tontolo izao ny amin’ny fahitany ny soa azo avy amin’ny fampanjakana io fandriampahalemana io. Iray […]
Antsahamanitra : Nifankatia tokoa ry Rebika sy ny mpankafy
« Ndao hifankatia » ! Lohatenin’ny fampisehoana notontosain’ny tarika Rebika tao Antsahamanitra, omaly tolakandro. Nanaraka izay tokoa ny zava-nisy. Nifankatia fatratra, nampifamatoran’ny hira ny samy mpijery, ny mpijery sy ny tarika Rebika ary ireo mandrafitra ny tarika teny an-tsehatra. Niverenana ny tany amin’ny 30 taona lasa. Niaraka nohiraina ny sanganasan’ny tarika sy nampalaza […]
« Samy tia » : Tsy mifankafoy i Tovo J’Hay sy ny mpijery
Ny zavakanto tsara indrindra avy any aminy no natolotr’i Tovo J’Hay ho an’ny mpijery tonga maro tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Imahamasina, omaly tolakandro. « Samy tia », seho nahitana fa tsy mifankafoy ny roa tonta. Tahaka ny tantara narindra rahateo no nandaharana ny hira sy ny nanoloran’i Tovo J’Hay azy […]




