« Oscars-Academy Awards ». Nahazo fankatoavana ary efa am-perinasa ny kaomity misahana ny fifantenana ireo horonantsary hisolotena an’i Madagasikara amin’ity fifaninanana iraisam-pirenena ity. Mbola manao antso avo amin’ireo mpamokatra sarimihetsika ny Ivon’ny sarimihetsika sy sarimiaina eto Madagasikara na ISSM, mba handefa ireo vokatra izay hifaninanana anatin’ny sokajy « Meilleur film international 2026 ». Voatendry […]
kolon-tsaina
Fikarohan’i Miampita Iorenana: Voarakitra anaty boky ny tantaran’Imady
Nampahafantarina teny Avaratr’Antanimora ny fivoahan’ny boky “Imady : Fitiavana sy ny Tantarany”, nosoratan’i Miampita Iorenana. Nambarany fa “tsy tokony hiandrasana vahiny ny fanaovana izany. Isika miaina azy sy mahita ary mahafantatra azy no zava-dehibe”. Nohamafisiny rahateo fa “mirakitra ny tantaran’Imady ity boky ity ary manabevoho ireo tahirin-kevitra amin’ny teny malagasy […]
« Tena kanto » : Ho vahinin’i Poopy koa i Denise
Tsy mbola nisy nampiara-peo an-tsehatra tamin’i Poopy ireo vahininy. Mbola hiampy iray izy ireo ho fanomezana avy aminy. «Ny fandraisan’anjaran’i Denise no fanomezana ho an’ireo mpankafy. Fanomezana ho ahy koa anefa izany », hoy ny nambaran’i Poopy, nandritra ny fampahanfatarana ny andinindinin’ny seho hataony, tetsy amin’ny foiben’ny Star Andraharo, omaly. Mahakasika […]
TARATRY ny KANTO
Miatrika fiofanana ireo ben’ny Tanàna 27, mpikambana amin’ny tambajotra “Centres de lecture et d’animation culturelle” na Clac. Nosokafana omaly, tetsy amin’ny Motel Anosy izany, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa fanetsehana indray ny fandaharanasa mahakasika ny kolontsaina eny ifotony. Ny Organisation internationale de la francophonie na OIF no namatsy vola ny […]
Ny omaly tsy miova: Mila havaozina ny taranja malagasy
Mbola mba tafiditra ao anatin’ny fandaharam-pianarana ihany aza! Tany amin’ny taona 1972 no efa tsikaritra fa tsy mety na tsy ampy na tsy sahaza ny taranaka malagasy ny zavatra ianarana ao anatin’ny taranja malagasy. Taom-pianarana 2025 – 2026, tsy mbola hita taratra ny fanovana. Tsy mbola manangasanga ihany ny hahitana […]




