kolon-tsaina

60 taona ny tarika : Manohy, mamelona ary mampita ireo zanaky Ny Voanio

Ny kanto mitoetra. Tsy nionona tamin’izay ireo taranaky ny tarika Ny Voanio, fa nanapa-kevitra ny hanohy sy hamelona ny zavakanto efa notozoin’ireo raiamandreniny. 1965-2025. Feno 60 taona izao no nisian’ny tarika Ny Voa­nio. Be ny nitranga nandritra izany fotoana izay. Teo ny fahalasan’ireo mpikambana sasany, ny tsy nahenoana ny tarika […]

TARATRY ny KANTO

Laharana fahatelo ilay horonantsary “Sita­bomba”, notontosain’i Lova Nantenaina, nandritra ny “Festival Africajarc 2025”. Mitombo hatrany ny fankasitrahana iraisam-pirenena azon’ity horonantsary ity, na­nomboka tamin’ny taona 2023 nivoahany. Hetsika iray ho an’ny kolontsaina afrikanina, fanao any Cajarc, any Frantsa izy ity, izay ahitana fampirantiana, fifaninanana sy fandefasana horonantsary, fampisehoana, sns. Hisy atrikasa […]

“Libertalia Live”: Hizara ny “Deep South Style” ry Da Hopp

Tarika zokiny indrindra sy mihetsika indrindra koa. Mbola miaina sy mampiaina tanteraka ny rap gasy ry Da Hopp. Manohy ny ketrika sy mizara hatrany ihany koa. “Mbola ireo ry zalahy!” Nahateny izany avokoa izay nijery ny fampisehoana nataon’ny Da Hopp, nandritra ilay hetsika fahatsiarovana ireo niha­ran’ny lozam-piaramanidina, izay natao ny […]

TARATRY ny KANTO

Tsara, mahay, kanto… Mbola voaporofo indray fa izay nahay nametraka an’ireo ao anatina vanim-potoana iray… Tsy hadinon’ny olona mihitsy. Raha manana ny maha izy azy ny kalon’ny fahiny, hatramin’ izay ka hatramin’izao. Tahaka izany ihany koa ny sanganasan’ireo mpihiran’ny taona 2000. Tsy latsa-danja ihany koa ny teo anelanelan’ireo fotoana roa […]