kolon-tsaina

Fitaratra lany manja : Manoro lalan-diso ny raiamandreny

Fahiny, tsara taiza ny Malagasy. Nanan-taranaka vanona sy nahalala ny fombany i Madagasikara… Ankehitriny, zaza sy tanora ratsy taiza. Manao randrana tsy manendrika azy. Miady fo ho «Rajakom-bazaha» araka ny tononkalon’i Jean Nari­vony… Tsy ho tonga any amin’ireo lalan-diso ireo ny Malagasy miaina amin’izao vanim-potoana izao raha nanana fitaratra tsy […]

« Ma voix compte » : Hihazo an’i Mahajanga indray ny fampirantiana saripika

Fampirantiana mitety tanàn-dehibe. Efa tontosa ny tany Antsiranana, Ambanja ary Antsohihy, ny faran’ny herinandro teo. Hitodi-doha any Mahajanga indray ny “Ma voix compte”, entin’ny fikambanana Sar’Nao. «Ma voix compte», azo hadika tso­tsotra hoe «ma­nan-danja ny feoko». Fam­pirantiana mitety tanàn-dehibe izy ity, izay iarahan’ny fikambanana Sar’Nao miketrika amin’ireo mpiara-miombon’ antoka aminy, […]

TARATRY ny KANTO

Ho avy indray eto Madagasikara ny tarika Exo. Hanatontosa seho 3 lehibe izy ireo, ka ny voalohany ny 1 mey, ao amin’ny CCI Ivato. Ao Antsahamanitra izay toerana efa mahazatra azy ireo kosa ny seho faharoa, ny 3 mey. Any Toamasina ny seho fahatelo, ny 9 mey, ao amin’ny CRJS. […]