kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Tsy mbola mahay ny Malagasy ? Ny an’ny vahiny, mahafantatra ny mombamomba ireo oloben’ny kolontsaina sy ny zavakanto ao aminy ny mponina. Ny zava-bitan’ireny olona ireny no iray amin’ireo fototra iaingan’ny aty aoriana. Fantany tsara ny momba an’i Mozart (tantaram-piainany, ny kanto noforoniny…). Tahaka izany koa ry Leonard de Vinci teo […]

Noho ny fisaonam-pirenena… : Hetsika maro no foana na hahemotra

Nisy fiantraikany ratsy tamin’ireo mpisehatra amin’ny fikarakarana hetsika ny fisaonam-pirenena, omaly. Samy niezaka nitady vahaolana mety indrindra ireo voakasika. Didim-panjakana tsy azo ivalozana, ka tsy maintsy narahin’ny rehetra. Mafy ny fahavoazana ho an’ireo mpikarakara hetsika efa nanomana seho isan-karazany, saika hotontosaina omaly. Samy manaiky kosa ny rehetra fa ambony lavitra […]

TARATRY ny KANTO

Samy manana ny maha izy azy. Samy manana ny mampiavaka azy… Mety hitovy ihany, angamba, ireo raha takarina amina hevitra miitatra. Saingy, maro no tsy manaja ny hafa rehefa te hampisongadina ny momba azy. Hitsahina ankitsirano tsotra izao ny soatoavin’ny hafa. Tahaka izany koa ny fomba amam-panao izay tsy azy. […]

Fi.Mpi.Ma – Nivoaka ny « Vadi-bainga »: Kandida tokana Ranoromampionona Voary

Notanterahina omaly, tao amin’ny Tranombokim-pirenena efitrano Dox, ilay hetsika « Tafasirim-pifaliana ». Fotoa­na namaranan’­ Andriam­boavonjy Hanitrini­aina Rava­oma­lala ny 20 taona nitantanany ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma). Nampaha­fan­tarana ny fivoahan’ny boky « Vadi-bainga » nosoratan-dRanjatohery Harilala, mirakitra ny 20 taona nitantanan’­ Andriamboavonjy Hanitrini­aina Ravaomalala ny Fi.Mpi.­ Ma, ihany koa . Misongadina ao anatiny ireo […]

Shyn: Lasa ambasadaoron’ ny Beaufort

Misesy ny vaovao tsara. Taorian’i Denise izay ambasadaoron’ny World Cola, nampahafantarina omaly koa fa lasa ambasadaoron’ny ny Beaufort i Shyn. « Mitovy ny vina sy ny tanjona ka mahafaly anay ny mandray an’i Shyn ho mpiara -miasa. Ilay toetra tia manampy, ilay maha mpandraharaha, indrindra anatin’ny zavakanto no nosafidiananay azy », hoy […]