Tafan-javakanto, ketriky ny tanora manan-talenta sy feno aingam-panahy ny « Kitantara ». Aseho an-tsehatra ao amin’ ny Alliance française Antsirabe izany, ny sabotsy 18 mey izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Fifanojoan’ny mozika sy ny slam, hiangalian’ny andriambavilanitra 4 samy manana ny hanitra ho azy izany. Na Hassi, poeta sy mpanao […]
kolon-tsaina
Diso famindra : nopotehin’ny « fanagasiana » ny teny malagasy
Andro vitsy sisa, tafiditra ao anatin’ ny fanamarihana ny « Iray volan’ny teny malagasy » i Madagasikara. Vanim-potoana fanarenana ny lesoka. Fampahatsiahivana ny tantara sy fanitsiana ny dia ihany koa anefa. Anisan’ny niteraka ny « Raharaha 13 mey 1972 » ny fanaovana tsinontsinona ny mpianatra malagasy. Tafiditra tao anatin’izany ny fampiasana ny teny malagasy […]
Ho tafaraka amin’ireo namany… : mandalo an-tanindrazana i Hanitra Ranaivo
Hafaliana hatrany ho an’ireo mpankafy azy. Mandalo an-tanindrazana indray, ary hiaka-tsehatra hiaraka amin’ireo namany tao amin’ny Lôlô sy ny tariny, i Hanitra Ranaivo. «Maninona e?”, “Misy voalohany, misy farany”, “Tara”, “Olona manavy”, “Jakarandahy”, “Mpivahiny”, sns. Ireo ny hira tena nahenoana ny feon’i Hanitra Ranaivo, tao amin’ny Lôlô sy ny tariny. […]
Boky sy fanontana : vahinin’ny Siel andiany faha-29, i Hary Rabary
Anisan’ny maro mpiandry, ao anatin’izao hetsika SIEL izao, i Hary Rabary, amin’ny alalan’ilay « Za Koa ». Lasa ambohipihaonan’ny mpiantsehatra eo amin’ny tontolon’ny boky sy ny asa soratra, isan-taona, izy ity noho ireo fanararaotra maro hita mandritra ny hetsika. Tanterahina ny 10 hatramin’ny 19 mey 2024, ao Rabat- Maroc ny « Salon international […]
TARATRY ny KANTO
Nafenina tao anatin’ny fanajana ny fomba, miandry masoandro maty, omaly hariva, teny Ambohimamory Ampitatafika, Andriantsimitoviaminandriandehibe Rajaofetra Guy, fantatry ny maro tamin’ny anarana hoe Xhi. Izy izay anisan’ireo mpandala ny kolontsaina malagasy sy mpahay kanto, mpanao hosodoko, sangany. Nisokatra ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny La Colline- Maison Sociale des Arts […]