kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Jaojoby sy Lion Hill, etsy amin’ny Esplanade, Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hafakely indray ity fiarahana rahampitso 6 jona ity. Haka endrika “cabaret”, saingy ankalamanjana ary hanomboka amin’ ny 8 ora alina izany. Mbola tsy fahita ihany koa ilay fampiarahana ny efa zokiny eo amin’ny mozika sy ny mpanakanto tanora, izay efa […]

« Somaroho ! » andiany faha-12: Handrasana ny anaran’ireo vahiny mpanakanto

Nivoaka tamin’ny fakan-kevitra ho an’ny mpankafy ny anaran’i Shenseea, handray anjara amin’ny « Festival Sô­maroho ! » any Nosy Be. Tsy mbola tena raikitra anefa ny hahatongavany, raha ny fanazavana nomen’i Wawa, oma­ly, nandritra ny fihaonany ta­min’ny mpanao gazety teny amin’ny foiben’ny Yas Andra­ha­ro. « Tsy maintsy misy vahiny mpanakanto sady malaza ho avy […]

Fifaninanana « Eloquentia » : Solontena any Paris izay mandresy

Ahmed Affandi Ramanantenasoa Cheriza. Abdoul Anlim Abdillah, Manjatomalala Ratafikaharijaona Livasoa ary Anssoufouddine Rabezafy Sarah. Ireo izy efatra mianadahy hiatrika ny dingana famaranana amin’ilay fifaninanana mandaha-teny amin’ny teny frantsay, «Eloquentia». Hotontosaina ny sabotsy 7 jona izao, etsy amin’ny Arena Viva Ivandry, ma­nomboka amin’ny 9 ora maraina ny famaranana ity fifaninanana ity. […]

Tsenaben’ny boky – Arikaomsa Randria: « Mampanahy ny hoavin’ny tontolon’ny boky »

Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny « Iray volan’ny teny malagasy ». Nosokafana, omaly, ny « Tsenaben’ ny boky ». Naneho ny heviny momba ny hoavin’ity loharano tsy ritra ity i Arikaomsa Randria. Notanterahina omaly, teo anoloan’ny Tranombo­kim-pirenena Anosy, ny fanokafana ilay hetsika «Tse­naben’ny boky». Fotoana ni­haonan’ny mpamaky boky ta­min’ireo mpikirakira ny tontolon’ny boky. Samy […]

TARATRY ny KANTO

Nahemotra ny 10 jona, ny fara-fandraisana ireo video ho an’izay handray anjara amin’ny fifaninanana “Tafan-gilita”. Natao ho an’ireo mpitendry gitara tsy mbola malaza, kanefa mahafehy izany izy ity. Aorian’io daty io, hiroso amin’ny dingana voalohany ireo mpitsara, hamoaka ny anaran’ireo 50 hiatrika ny dingana manaraka. Ambara amin’izay ihany koa ny […]