Elaela tsy hita sy re i Stéphanie… Fa mbola ao anatin’ny lazany kosa izy, raha notarafina tamin’ny fiakarany an-tsehatra nandritra ny fampisehoana izay nanasan’i Poopy azy, ny alahady teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. « Safidy mihitsy ny niato kely nandritra ny fotoana elaela, sady naka aina no naka bahana, izay […]
kolon-tsaina
Lalao “Tekken 8” : Tafiditra ho anisan’ny mpiady i Miary Zo, Malagasy
Marina fa tsy tena izy, saingy izao vao hisy mpiady afrikanina, indrindra fa hoe Malagasy, amin’ny lalao “Tekken”. Hafaliana ny an’ny mpankafy rehetra raha nahalala fa tafiditra i Miaro Zo, izay efa malaza sahady. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy “jeux videos”! Sambany teo amin’ny tantara, indrindra anatin’ny “Tekken” no misy […]
Mitoetra ny lazany…: « Tena kanto » ny sehon’i Poopy
Araka ny anarany… Tsy dokambarotra fotsiny ilay «Tena kanto», fa fanamby tanteraka mihitsy. Nahita izay nandrasany ireo mpankafy an’i Poopy, nameno ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, omaly. Ilay Poopy araka ny efa nahafantarana azy hatramin’izay, niampy ny fahamatorana an-tsehatra efa nananany rahateo, ka nahalafatra ny fampisehoana. Feon-kira hain’ny rehetra no nampiditra […]
TARATRY ny KANTO
« Jazz @ Tohatohabato » – Hitohy anio ny « masterclass ». Nahita fofompofony amin’ny fampisehoana lehibe izay hatao amin’ny alahady ireo mpankafy nijery ny sehokely tetsy amin’ny CGM, omaly. Miaraka amin’ilay mpitendry piano, Valentin Edelmann indray ny atrikasa anio, amin’ny 2 ora. Ilay mpitsoka trompetra Jordi Roviro kosa no mitarika ny rahampitso amin’ny […]
« Our Generation 2025 »: Ho any Russie i Michella, Brenda ary Riantsoa
Miandrandra fandresena hatrany. Fantatra omaly ireo nibata fandresena tamin’ilay fifaninanana «Our Generation», nifantenana izay ho solontenan’i Madagasikara. Voalohany i Michella, Faharoa i Brenda ary fahatelo i Riantsoa. Raha toa ka solontena iray fotsiny no nihazo an’i Russie tamin’ny taon-dasa, hiaraka kosa izy telo mirahavavy ireto amin’ity. Tsy vitan’izay fa hanaraka […]





