Feno 190 taona (1835 – 2025) amin’ity taona ity ny nahavitana ny fandikana ny Baiboly. Fironana ankehitriny efa taona vitsivitsy izay ny famoronana voambolana vaovao. Ny famoronana anefa tsy tokony hitarika any amin’ny fanadinoana ireo voambolana efa nisy. Hotontosaina ny alarobia 11 jona izao, amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, […]
kolon-tsaina
Tanora Masina Itaosy : 30 mahery ny hira horenesina
Alahadin’ny Pantekosta, 8 jona ho avy izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Hanatanteraka seho lehibe ao amin’ny FLM Ambohimasina Itaosy ny Tanora Masina Itaosy (TMI). Fantatra fa tsy ho latsaky ny hira 30 no horenesin’ny mpijery amin’io fotoana io. Anisan’ny mampiavaka ny TMI ilay fahaizana mampifandrindra ny feo […]
“Iray volan’ny teny malagasy” : Nivoaka ny “Ndao hahitsy ny diso” sy ny “Alô hianatra fitenim-paritry”
Boky roa, hanampy ny fampiasana ny teny malagasy andavanandro. Ireo no tsangambaton’ny fanamarihana ny “Iray volan’ny teny malagasy”, navoakan’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera. Mampiasa amin’ny tokony ho izy ny teny malagasy ve isika? Ny tsirairay no samy mamaly izany any an’eritreriny any… Fa ny azo antoka aloha dia tsy […]
TARATRY ny KANTO
Tsy hisy ny “Makua Music Festival” andiany faharoa. Fanambarana nanaitra ny maro, nataon’i Shyn tao amin’ny pejiny io, omaly. Voalaza fa noho ny tsy mbola fisian’ny fihaonana eo amin-dry zareo mpikarakara sy ny tomponandraikitry ny kaominina ao Toamasina, izay tokony hanome fahazoan-dalana no antony. Efa amam-bolana no napetraka izany, saingy […]
Satria tsy miteny ry be diplaoma…: Itambesaran’olana hatrany ny teny malagasy
Tsy mety ho afak’olana ny teny malagasy. Fomba fanoratra na fitsipika. Fomba fanonona. Ny hevi-teny sy dikan-teny. Ny teny vao, sns. Samy ahitana olana avokoa, satria, tsy mahavita adidy ireo heverina ho olona nianatra sy be diplaoma, ireo mbola mahatazona ny hasin’ny teny malagasy… Hany ka anjakan’ny bodo sy adala […]




