« Karana », io ny anarana ahafantaran’ny mpilalao fanorona an’Andriamampianina Lanto Harifetra. Mpikabary ihany koa ity tale teknikan’ny fanorona, teo aloha, ity. Ireo traikefa ananany ireo, niampy ny fikarohana vitany no nilazany fa: « misy ifandraisany ny fanorona sy ny kabary ». Dinika nifanaovana taminy. Gazety Taratra (*) : Sady mpikabary ianao no mpilalao fanorona. […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Hisy sampan’ny Iarivo Art & Academy eny Antaninarenina. Sampana faharoa, ankoatra ny foibe eny Ampandrana izy ity. Hisokatra voalohany ny 8 mey izao izany toeram-pampianarana mozika izany. Fampianarana karazan-javamaneno, toy ny piano, gitara, gitara beso, lokanga, valiha, sns, no ao izay hosahanina mpampianatra matihanina. Anisan’ny hankalaza ny andro iraisam-pirenena ho […]
« Projet Ressources Educatives » : mitohy ny famoahana ny boky tohanan’ny tetikasa
Nitohy ny famoahana boky ao anatin’ny “Projet Ressources Educatives de l’IFM”. Teny amin’ny Trano fivarotam-boky “Tsipika” Ambohijatovo sy tany amin’ny “Fakra” Toamasina no nandray izany hetsika izany, omaly. Ny boky « Ny hafatr’ireo tavoahangy plastika », « Ariela sy Arialy » ary « Zaridainakeliko » no navoaka nandritra izany. Ankizy mpianatra, Ray aman-dreny, mpampianatra, mpanoratra ary […]
Madajazzcar 35 taona : raikitra ny « International Jazz Day »
Tafiditra ao anatin’ny fampivelarana ny jazz sy ny faha-35 taonan’ny hetsika “Madajazzcar”. Hotanterahina eto Antananarivo ny 30 avrily sy any Antsirabe ny 1 mey izao ny fanamarihana ny « International Jazz Day ». Ho an’Antananarivo, ao amin’ny Le Point d’exclamation Louange Bar Analakely no hanatontosana ny seho, izay hizara roa. Fizarana voalohany, […]
Sarotra resena ny hosoka: 2 000 Ar dia mahazo boky amin’ny endriny PDF
Mahakivy ! Tsy ny tontolon’ny mozika irery no misedra olana amin’ny piraty, indrindra amin’izao firoboroboan’ny teknolojia izao. Sedra lehibe atrehin’ny rohim-boky koa ny fivarotana amin’ny endriny niomerika, izay mahazo vahana ankehitriny. Nahavelom-bolo ny fahamaroan’ny mpankafy boky, tonga nitsidika ireo tranoheva nandritra ny hetsika « Tokotany be », teny Mahamasina ny faran’ny herinandro teo. Tsapa […]