Anisan’ny vanim-potoana tsy azo lalovam-potsiny ny nampiroborobo ny « sérénade » ho an’i Madagasikara. Ny tranga nisy teto Antananarivo no tena nisongadina indrindra niaraka tamina mpihira sy mpitendry gitara toa an’i Fidimalala. Ho an’ny mpikaroka sy mpandinika ny fivoaran’ny hira malagasy. Rafidimalala Robert na i Fidimalala no mpanakanto (mpamoron-kira, mpihira, mpitendry zavamaneno, […]
kolon-tsaina
TARATRY ny KANTO
Raikitra indray ny « Concert à l’U », na ny fampisehoana zavakanto eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Hotontosaina ny zoma 18 avrily izao izany, manomboka amin’ny 3 ora, ao amin’ny Craam Ankatso. Hifandimby an-tsehatra amin’io ry Kabôsy Spirity, Mbaoé, MTF, Rolf ary ny Vain’Af. Gadona maroloko, kanefa maneho ny lokon’ny mozika fanome sehatra eny […]
Na sarotra aza ny lalana : Manohy ny diany ny tarika Honoré Soukouss
Taona 1998, nikirakira sy nandalina mozika Rakotonjanahary Honoré, mitondra ny solonarana “Honoré Soukouss”. Mamoron-kira, mihira, mitendry zavamaneno ary mandrindra azy ireo. Nipoitra avy ao amina fianakaviana mpihiragasy izy. Anisany nanampy betsaka azy amin’ny fampiakarana hatrany ny lentan’ny mozika lalaoviny ihany koa ny naha mpikambana azy teo anivona antoko mpihira. Mirona […]
Misaona ny kanto malagasy: Nodimandry i Jojo (Ny omaly) sy i Jaqui (Feon’Ala)
Vaovao ratsy ho an’ny tontolon’ny zavakanto, indrindra ny mozika. Samy nodimandry omaly, i Jojo, mpitendry vata maroafitsoka sy piano, sy i Jaqui, mpihiran’ny tarika Feon’Ala voalohany indrindra. «Lasa moramora i Papa… », hoy ny fanambaran’i Poopy, omaly maraina, tao ami’ny pejiny « Facebook ». Nodimandry ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy, […]
TARATRY ny KANTO
Nanolotra ny « Kabary Hybride » i Orad na i Rado Ravalison. Ny sabotsy teo izany, tetsy amin’ny Fondation H Ambatomena. Tafiditra anatin’ilay fampirantiana Iraisam-pirenena « Safiotra », izay nisokatra tamin’iny faran’ny herinandro teo ihany koa koa izany. Kabary nenti-paharazana, saingy amin’ny teny malagasy, frantsay ary anglisy no nozarainy nandritra izany. Raikitra ny fifaninanan-kira […]