kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

« Savaravina am-pamoloana ». Hisy ny adihevitra anio amin’ny 2 ora tolakandro, etsy amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. « Tsy ampy voambolana hoe ny teny malagasy? », « Mety ho vahaolana ve ny fanekena ny teny vahiny sy ny fitenin-jatovo » ? Ireo ny lohahevitra hiompanan’ny adihevitra, na dia efa nifarana aza ny fanamarihana ny « Iray […]

Tantara an’onjampeo: Nisokatra ao Vakinankaratra ny sampana VMTM

Iray amin’ireo sehatra ahafahan’ny zavakanto sy kolontsaina mirotsaka eo amin’ny fanabeazana ny tantara an’onjampeo. Anisan’ny manome lanja sy hasina izany ny fivelaran’ny VMTM. Diboky ny kanto ny ao amin’ ny Faritra Vaki­nankaratra, ny alarobia 24 jona teo. Nisampana, ary notokanana tao Antsirabe, renivohitry ny Faritra Vaki­nankaratra, ny Vondron’ ny Mpiangaly […]

TARATRY ny KANTO

Sehatra bagasy volana jolay. Hotohizana amin’ny « Atrikefa bagasy horonampeo » ny lalana ni­zorana hatramin’izay. Ny sabotsy 4 jolay izao, ma­nomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka hatramin’ny 5 ora sy sasany tolakandro, ao amin’ny efitrano malalaky ny trano fiantohana Aro Atsahavola. Famerena­na farany ireo hira hatao « guide piano » sy horaisim-peo hoenti-ma­natanteraka […]

« Fanilo Voice 2026 »: I Oncle Si no nandrombaka ny loka voalohany

210 ireo mpifaninana tany am-boalohany. Samy niezaka naneho ny talentany izy ireo nandritra ny herinandro maromaro. Tontosa ny alahady teo kosa, teny amin’ny Ilo Hôtel Andakana, ny famaranana ilay fifaninanan-kira « Fanilo Voice 2026 ». Tafavoaka tanatin’ny maro, ka nandrombaka ny loka voalohany, i Oncle Si. Nanaraka azy akaiky, teo amin’ny laharana […]

Raharaham-panjakana: Hofanina hampiasa ny teny malagasy ireo zandary

Hamoraina hifanaraka amin’ny besinimaro ny raharaha rehetra eny anivon’ireo biraom-panjakana. Hampiasana ny teny malagasy manontolo izany, ka hisantatra azy ny zandarimaria. Amin’ny teny malagasy ranoiray ny raharaham-panjakana rehetra. Tanjona io, fa tsy mbola mihatra akory. Na izany aza, efa miroso mankany amin’izay fampiasana ny teny malagasy tsy misy fangarony izay […]