Tamin’ny herintaona toa izao no efa nampahafantarina ny vokatra. Izao kosa vao hozarain’i Velö Fanaiky an-tsehatra ny “I-Jazz Fetisibal”, rakikirany fahadimy. Hotontosaina ny zoma 6 septambra izao ny seho, etsy amin’ny Ivokolo Analakely, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Sady fihaonana amin’ireo mpankafy io no fiarahan’i Fanaiky amin’ireo namana mpiara-miangaly mozika […]
kolon-tsaina
Doka : mitafy lainga ny kolontsaina malagasy
Amin’izao vanim-potoana izao, eo amin’ny kolontsaina. Efa zary sarotra ny mamantatra na mamaritra ny tsara sy ny ratsy. Ny kanto sy ny tsy kanto… Satria, nohasarotina! Mbola ny zava-misy ankehitriny ihany koa no itafian’ny kolontsaina malagasy lainga sy fitaka maro. Ny dokadoka (anisany ny dokam-barotra) no fototra lehibe amin’izany. «Tsy […]
“Burn It Up-K – edition” : mitohy ny fampiroboroboana ny zavakanto koreanina
Anisan’ny kolontsaina sy zavakanto miezaka mametraka ny toerany sy ny maha izy azy eto Madagasikara ny kolontsaina koreanina. Tafiditra ao anatin’izany “Burn It Up-K – edition”. Hotanterahina ny 7 septambra 2024, eny amin’ ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely, ny dingana famaranana amin’ ny «Burn It Up-K – edition”. […]
TARATRY ny KANTO
Miditra amin’ny andiany fahatelo ny “Nofy maitso, Festival de Slam poèsie et écologie”, karakarain’ny Alliance Française de Madagascar, miaraka amin’ny Madagaslam. Efa mandeha ny fifantenana isam-paritra amin’izao. Roa isaky ny faritany no hiatrika ny dingan’ny famaranana atao any Toamasina, ny 30 septambra 2024 hatramin’ny 6 oktobra 2024. Hiaka-tsehatra mandritra ny […]
Handalo an-tanindrazana: manomana seho goavana indray i Lalatiana
Rehefa afaka, mandalo an-tanindrazana i Lalatiana. Nandray anjara tamin’ny « Nosy Boraha Jazz Festival » tany Sainte Marie izy tamin’ny taon-dasa. « Cabarets » indroa tao amin’ny Piment Cafe kosa no azony natolotra teto Antananarivo tamin’io fandalovany io. Efa tamin’ny taona 2022 anefa ilay seho goavana, « Nofinofy mamy » niarahany tamin’ i Rija […]




