kolon-tsaina

“Miss Madagascar 2024”: efa fantatra ireo mpitsara

I Miharisoa Sarah no filohan’ny komity mpitsara. Anisan’ ireo mpitsara sady “coach” kosa Rabeharinirina Manjato Lalasoa, Ramarobandro Michou ary ireo mpikambana ao amin’ny komity Miss Madagascar. Izy ireo, araka izany, no hisafidy amin’ireo tovovavy avy amin’ireo faritra 19 handray anjara amin’ny lanonam-pamaranana ny 28 septambra izao, eny amin’ny Canal Olympia […]

Fampianarana, zavakanto sy haisoratra : nodimandry ny Pr. Serge Henri Rodin, na i Korb

Very olobe iray ny tontolon’ny fampianarana ambony, ny hiasoratra, ny zavakanto ary ny kolontsaina. Nodimandry mantsy ny profesora Serge Henri Rodin. Andro manjombona in­dray… Nampahafan­tatra ireo akaiky azy fa nodimandry ny alin’ny talata hifohy alarobia teo ny profe­sora Serge Henri Rodin. Mi­saona, araka izany, ny tonto­lon’ny fampianarana ambony, ny kolontsaina, […]

TARATRY ny KANTO

Nitsidika ny Rovan’i Madagasikara ireo Loholona frantsay, avy amin’ny delegasionin’ny Antenimerandoholona frantsay, ao amin’ny vondrona “finamanana Frantsa-Madagasikara sy firenena aty amin’ny faritry ny Oseana Indianina”. Nahalala bebe kokoa ny tantaran’i Madagasikara, indrindra ireo mifamatotra amin’i Frantsa, izy ireo taorian’izay. Erick Manana sy i Dama: Hisy seho eto Antananarivo amin’ny desambra. […]

« Nofy maitso » : mitaona ny olona hikajy ny tontolo iainana

Hotanterahina ny 11 hatramin’ny 17 novambra 2024, any Toamasina, ny “Nofy maitso- festival Slam poésie et écologie», andiany fahatelo. Tanora mpiangaly ny Slam miisa roa isaky ny faritany no handray anjara amin’ny fifaninanana. Miisa efatra ny lohahevitra hifaninanan’izy ireo ao anatin’izany. Ankoatra izay, hisy koa ny fanentanana sy fampisehoana. Tanjona […]