kolon-tsaina

Natomboka teny amin’ny Ivokolo : volana jolay, volan’ny sary hosodoko

Efa nisy ny “Hosotra” taloha. Nomena sehatra bebe kokoa ity seha-kanto ity nanomboka ny taona 2021, ka raikitra ny “Iray volan’ny sary hosodoko”, isaky ny volana jolay. Inona no hatao hampitodika ny Malagasy bebe kokoa amin’ny hosodoko? Ny va­lin’izay fanontaniana izay no natambatra, ka niteraka ny “Iray volan’ny hosodoko”. Tsy […]

Soratra, hira, kabary… : hotsaroana i Abel Andriarimalala

Andrarezin’ny teny sy ny soratra. Abel Andriarimalala, mpamoron-kira manana ny lazany eto an-toerana sy any ivelany. Fantatra fa hanatanteraka hetsika lehibe iray ho fahatsiarovana ity oloben’ny kolontsaina sy zavakanto malagasy ity ny fikambanana niara-niasa taminy any ivelany. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana hotanterahina ny sabotsy 6 jolay, ao amin’ny Efitrano Bexley, […]

TARATRY ny KANTO

Foko Mikea. Naseho tetsy amin’ny (IFM) Analakely, ny sabotsy teo, ny sary fampirantiana maneho ny fiainan’ny mponina Mikea. Sary notontosain’i Thierry Cron sy Jean-Claude Vinson. Tanjona ny hanehoana sy hampahafantarana ny tena tontolom-piainan’izy ireo any amin’ny misy azy. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-60 taonan’ity ivontoerana ity ny hetsika. Naseho […]

Boky malagasy : navoaka ny « Teny malagasy ahefan-draharaha »

« Izay tia ny teniny, tia ny taniny ». Anisan’ny fomba ahafahana mahafantatra bebe kokoa ny teny malagasy ny fisian’ ny boky. Tsy hijanona amin’izao fa hitohy hatrany ny ezaka fampahafantarana sy fanarenana ny teny malagasy. Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny fanolorana sy famoahana amin’ny fomba ofisialy […]