kolon-tsaina

“Grand Poetry Slam 2024”: efa miomana ny mpikarakara

Tanterahina ny 6 hatramin’ny 12 mey 2024, any Paris Frantsa, ny «Grand Poetry Slam”, fifaninanana hiadiana ny amboara maneran-tany eo amin’ny poezia sy ny slam. Firenena maro no mandray anjara amin’izany ary anisan’ny manana solontena i Ma­dagasikara, amin’ny alalan’ An­dria­manantsoa Santatri­niaina na i Santa. Efa eo am-panomanana tanteraka izany fifaninanana […]

«Bandy Rangahy 2024»: eny amin’ny Madagascar Espace ry Samoëla

Tsapa ho nangetaheta tsy mbola afapo ireo mpankafy tamin’ny zoma lasa teo… Maromaro rahateo ny tarika nandray anjara tamin’ilay “To­lo-tanana ho an’i Mikakely”. Samoëla ranoiray kosa ny anio alina, eny amin’ny Mada­gascar Espace eny By Pass, manomboka amin’ny 9 ora alina. Natao ho an’ireo mpankafy izay miandrandra izany foana izy […]

Very ilay fanahy: miantehitra amina fitaovana raitra ny zavakanto

Matetika mijanona eo am-bava fotsiny ihany ny hoe : « aingam-panahy ». Ny zavakanto sy ny asa famoronana no tena ahenoana azy io. Hatreo ihany fa ilay fototra saika vitsy dia vitsy ny mahafantatra azy… Nanampy trotraka ihany koa ny fisian’ireo fitaovana raitra hoenti-manatanteraka ny kanto tian-katao. Ilay « fanahy maha olona », io no […]

“Foromporona Saint Valentin” : hiverina an-tsehatra i Francis Turbo

“Ilay mbola tsy hita izay naharatsy azy”, hoy izy… Tsy niala tamin’ny tontolon’ny fampisehoana koa, saingy tsy natetika fotsiny noho ny andraikitra izay sahaniny ity mpanao hatsikana ity. Nahafantarana azy isan-taona anefa, ny andiam-pampisehoana manodidina ny fankalazana ny fetin’ny mpifankatia, ny “Saint Valentin”. Fantatra kosa fa hiverina izany amin’ity, fa […]