Velona ny hira malagasy. Marina io raha ny isan’ny tarika na ny fivoahan’ny hira vaovao no hanaingana ny fanadihadiana. Nahitana fiovana lehibe nanaraka izany koa anefa ny firafitry ny hira malagasy. Manana karazan-kira maro ny Malagasy. Ny azy rahateo, tsy nohiraina fahatany na noforomporonina tsy misy antony ny hira fa […]
kolon-tsaina
Vaky boky: nandray ny « Lecture en rire » ny boriborintany fahatelo
Tontosa omaly tolakandro, teny amin’ny boriborintany fahatelo, Antaninandro, ny hetsika «Lecture en rire», nokarakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, amin’ny alalan’ny DACVC, sy ny vondrona mpanao hatsikana Be Tige sy Gasy Stand Uppers. Ankoatry ny fampahafantarana ny karazana hatsikana Stand Up. Tanjon’ny hetsika ihany koa ny fanentanana ny olona, indrindra ny ankizy […]
« Afondasin’Andohalo »: fiarahan’ny sakafo sy ny hira
Hotanterahina rahampitso 15 septambra manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, eo amin’ny Zaridainan’Andohalo ny «Afondasin’Andohalo». Hetsika hoenti-mampiroborobo ny haitao ara-tsakafo malagasy. Hanehoana sy hihinanan’ireo izay ho tonga eny an-toerana ny sakafo malagasy. Hianohana ny hira sy ny mozika miaraka amin’i Eric Rason sy Nary & Co. Mpitendry gitara, mpihira, sns, tsy […]
Haikanto sy literatiora : manohana ny talenta vao ny Hetsika
“Tsy ampy mpanoro sy mpanohana ny mpiantsehatra eo amin’ny asa soratra malagasy”, hoy i Michèle Rakotoson. Miezaka mamaly ny filan’ny sehatry ny haikanto sy ny kolontsaina malagasy ny Hetsika, ho fampivelarana sy fampiroboroboana izany. Notanterahina, omaly, teny amin’ny trano famakiam-boky Mille Feuilles Behoririka, ny tafatafa sy valandresaka ho an’ny mpanao […]
Sary Hosodoko : hiranty any Chine ny haikanton’i Natoa Rasolonjatovo
Tanterahina anio, any Chine, ao amin’ny tanànan’i Beijing, ny fetibe ana habakabak’i Chine sy Afrika amin’ity taona 2023 ity. “Habakabaka ifampizarana, nofinofy sinoa sy afrikanina” no lohahevitra voizina mandritra ity fety lehibe ity. Hetsika haikanto maro no ho hita mandritra izany. Anisan’izany ny fampirantiana ireo hosodokon’ny mpahay kanto maro samihafa […]




