Anisan’ny hetsika ho hita mandritra ny « Slam nationale 14 » ihany koa ny « Slam à l’U ». Fifaninanana « Slam Poèsie », natokana ho an’ny mpianatry ny anjerimanontolo, mahafeno fepetra. Ny 14 septambra 2023, eny amin’ny ADMC CRAAM Ankatso, ny atrikasa fiomanana, raha ny 22 septambra 2023, mandritra ny “Slam nationale 14” no hanatanterahana […]
kolon-tsaina
Unesco : « Tsy misy handroso amin’ny tenin’ny hafa »
Sarotra, hono, ny manome famaritana ny atao hoe « fandrosoana ». Ho an’ny hafa indray, ny fampiasana ny zava-misy ananana no manome lanja ny « fandrosoana ». Iray amin’ireny ny teny raha ny nambaran’ny Unesco. Sampandraharaha eo anivon’ny Firenena mikambana, miandraikitra ny fanabeazana sy ny kolontsaina ny Unesco. Rehefa nanome ny valim-pikarohana nataony momba […]
Fomba amam-panao : mihena ny isan’ny Malagasy manao ny famadihan-drazana
Fomba amam-panao, tanterahin’ny Malagasy avy eto afovoantany, ao anatin’ny vanim-potoana maintany sahala amin’izao ary telo taona aorian’ny nahafatesan’ny olona iray, farafahakeliny ny famadihan-drazana. Araka ny antotanisa eo anivon’ny tomponandraikitry ny kaominina maromaro anefa, miha mihena isan-taona ny Malagasy manao ity fomban-drazana ity. Mihena isan-taona, araka izany, ny isan’ireo manao fangatahana hanao […]
Fampielezan-kevitra : mety tafakatra 300 tapitrisa Ar ny maka tarika iray
Andro vitsivitsy sisa no hisaina… Raikitra ny fampielezan-kevitra ! Hiasa mafy ny mpanakanto. Manao ahoana ny endriky ny tontolon’ny fifanarahana ao anatin’izany ? Dinika nifanaovana tamin’i Roberto, « manager » tarika Stéphanie. Gazety Taratra (*) : Amin’ny maha « manager »-nao, manao ahoana ny antso azonao momba ny fanafanana fampielezan-kevitra ? Roberto (-) : Efa maro amin’ireo nirotsaka hofidina ho […]
Fakafaka: Ka…Laza…
Ilaina ihany io amin’ny maha mpanakanto. Tsy tadiavina kosa anefa fa tonga ho azy. Mety tsy ho izay ihany koa fa vokatry ny tosika avy amin-javatra hafa toy ny dokam-barotra sy fampiasana vola totoafo. Mifangaro ireo eto amintsika hany ka manjary tafavondrona anaty kitapo iray. Samy kalaza ! Ka ny laza […]




